Dans la mme rubrique

Ntsay Christian ho Praiminisitra Tsy levon’ny vavonin’ny MAPAR sasany…

15/01/2019

Ny sabotsy takariva dia nihaona manokana i Andry Rajoelina sy ny Praiminisitra Ntsay Christian, saingy tsy nisy nipika ny resaka. Mandeha ny fanangonan-tsonia amin’izao eny amin’ny antenimieram-pirenena amin’ny mbola hamerenana an’Atoa Ntsay Christian ho praiminisitra.

Ntsay Christian ho Praiminisitra Tsy levon’ny vavonin’ny MAPAR sasany…

Hamaky ny tohiny...

Rajoelina sy ny IEM Hisedra olana goavana ara-bola…

15/01/2019

Tsy maniry ratsy ho an’ny fitondram-panjakana vaovao hotarihin’i Andry Rajoelina sy ny firenena fa sarotsarotra ny zavatra miandry ny mpitondra.

Rajoelina sy ny IEM Hisedra olana goavana ara-bola…

Hamaky ny tohiny...

Fitadiavan-tseza sy fahefana Raikitra ny resa-poko sy fiaviana

15/01/2019

Fomba fanao amin’ny fitadiavan-tseza sy fahefana ary toerana ao anaty fanjakana ny resa-poko sy fiaviana.

Fitadiavan-tseza sy fahefana Raikitra ny resa-poko sy fiaviana

Hamaky ny tohiny...

Fitantanana ny firenena Sarotra ny mitondra ny Malagasy

15/01/2019

Goavana ny asa miandry ny filoham-pirenena vaovao. Fanamby sy velirano ao anatin’ny fandaharan’asa ny filoham-pirenena vaovao ny hanatsarana ny sosialim-bahoaka ao anatin’ny dimy taona.

Fitantanana ny firenena Sarotra ny mitondra ny Malagasy

Hamaky ny tohiny...

Vinan’i Andry Rajoelina Tokony hifanaraka amin’ny filan’ny vahoaka, hoy ny ABA

15/01/2019

Mitohivakana ny fanehoan-kevitra mikasika ny fahazoan’ny malagasy filoham-pirenena vaovao, Andry Rajoelina. Naneho ny heviny manoloana izany ny filohan’ny Antokom-Bahoaka malagasy (ABA), Dany Rakotoson.

Vinan’i Andry Rajoelina Tokony hifanaraka amin’ny filan’ny vahoaka, hoy ny ABA

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Maro ny adidy mbola miandry azy

15/01/2019

Niomana fatratra ny hitondra firenena i Marc Ravalomanana, ary nipetrapetraka ny programam-pampandrosoana, kanefa ireny no voka-pifidianana izay niteraka adihevitra saingy naneho fahendrena izy.

Marc Ravalomanana Maro ny adidy mbola miandry azy

Hamaky ny tohiny...

Arlette Ramaroson « Manana ny heviny Andriamanitra. »

15/01/2019

Tsy matin’ny malagasy maro lolo hatramin’izao ny anton’ilay fianianana tsy misy vavaka sy baiboly etsy Mahamasina amin’ny sabotsy.

Arlette Ramaroson « Manana ny heviny Andriamanitra. »

Hamaky ny tohiny...


Politique

Jean Nirina HAFARI “Maika ny fanaovana ny fifanarahana ara-politika …”

22/11/2018

Naneho ny heviny mikasika ny toe-draharaham-pirenena misy ankehitriny Rafanomezantsoa Jean Nirina, filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy omaly.

 

 

 

 Nambarany fa ny maika ary hiantsoany ireo raiamandreny am-panahy ao amin’ny  FFKM ny fanatanterahana ilay fifanarahana ara-politika mialoha ny hanatontosana  ny fifidianana fihodinana faharoa. Fifidianana tsy hampandroso an’i Madagasikara iny vita teo iny satria tsy hita taratra tao ny ara-drariny fa ny ara-dalàna no tena  nanjaka. Ankoatra izay dia samy niaiky ireo kandida 36 isa fa betsaka ny lesoka tamin’iny ary tsy nisy sahy nilaza ny rehetra fa mangarahara sy neken’ny rehetra. Midika izay fa hiteraka korontana  eto amin’ny firenena io fifidianana fihodinana faharoa io raha toa ka mbola hatao amboletra ihany. Ny hisoroka ny ra mandriaka no antony nanaovany izao fanehoan-kevitra izao amin’ny maha olom-pirenena feno azy eto amin’ny taniny. Nomarihiny fa na dia nahatratra 54 % aza ny  salam-pahavitrihan’ny mpifidy tamin’ny fifidianana  fihodinana voalohany notanterahina ny 7 novambra lasa teo iny dia ireo tsy afaka nifidy no betsaka. Anisan’izany ny tenany.  Tafiditra tokoa tao anaty lisi-pifidianana ny anarany saingy laharana kara-panondro an’olon-kafa no teo amin’ny anarany tsy afaka nifidy izy ary tsy hifidy ihany koa amin’ny fihodinana faharoa.

 

 

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana