Dans la męme rubrique

SEG eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny atitany Tsy mahafaly ny zandary

18/01/2019

Mafana ny adihevitra any anatin’ny zandarimariam-pirenena momba ny firafitry ny governemanta vaovao raha ny feo re.

SEG eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny atitany Tsy mahafaly ny zandary

Hamaky ny tohiny...

Rivo Rakotovao Nitokana ny toby miaramila RFI Ivato

18/01/2019

Manoloana ny famindram-pahefana anio eo amin`ny filoham-pirenena teo aloha, Hery Rajaonarimampianina sy ny filoha vaovao, Andry Rajoelina, nilaza ny filoham-panjakana, Rivo Rakotovao fa tsy tombontsoa ambonin`ny firenena ny fambolena korontana.

Rivo Rakotovao Nitokana ny toby miaramila RFI Ivato

Hamaky ny tohiny...

Fikajiana ny tontolo iainana eto Madagasikara Tena mila ezaka goavana

18/01/2019

“Mitentina 70 tapitrisa dolara no azon’i Madagasikara tao anatin`ny tetikasa “credit carbone” tamin`ny taon-dasa”, hoy ny minisitry ny tontolo iainana, ny ekolojia ary ny ala, Randriatefiarison Guillaume

Fikajiana ny tontolo iainana eto Madagasikara Tena mila ezaka goavana

Hamaky ny tohiny...

Sambo nirehitra Mpiasa iray maty…

18/01/2019

Vokatry ny tsy fitandremana noho ny baikon’ny mpiampiasa azy ireo dia nipoaka sy nirehitra ny sambo “Nosy Mangabe” izay miantsona miandry entana ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina ny alarobia 16 janoary teo tokony ho tamin’ny 11ora atoandro.

Sambo nirehitra Mpiasa iray maty…

Hamaky ny tohiny...

Lycée Jacques Rabemananjara ao Toamasina Hanamparan'ilay karana mpanefoefo ny maha izy azy

18/01/2019

Mbola manakoako sy mitohy hatrany ankehitriny ny fanjakazakana sy fanaparam-pahefana ataon'ilay teratany karana malaza ho mpanefoefo ao Toamasina ao.

Lycée Jacques Rabemananjara ao Toamasina Hanamparan'ilay karana mpanefoefo ny maha izy azy

Hamaky ny tohiny...

Tontolon`ny Fitsarana Maniry ny fitohizan`ny fanatsarana natao ny minisitra

16/01/2019

Na dia 7 volana monja aza ny fotoam-piasana izay nitantanan`ny minisitry ny Fitsarana, Rtoa Norovololona Harimisa, dia nisy ny ezaka vitan`ny minisitera tao anatin`ny fotoana fohy.

Tontolon`ny Fitsarana Maniry ny fitohizan`ny fanatsarana natao ny minisitra

Hamaky ny tohiny...

Trafikana volamena Tsy mety tratra ireo tena atidoha

16/01/2019

Malagasy 3 no tratra nitondra volamena milanja 25,5 kilao tany Maorisy ny 10 janoary lasa teo, saika ho any Mumbai (Inde) ny roa raha toa ka nilaza ny ho any Dubai ny iray.

Trafikana volamena Tsy mety tratra ireo tena atidoha

Hamaky ny tohiny...


Actualités

Wednesday Morning Group Hanampy ireo ankizy sahirana

22/11/2018

Hikarakara tsenaben’ny Noely hanampiana ireo vehivavy mananon-tena sy ankizy kamboty eto an-drenivohitra ny fikambanana Wednesday Morning Group. Andiany faha-55 izy ity izay

 

 

hotanterahina amin’ny alahady  25 novambra ho avy izao etsy amin’ny hotel Carlton Anosy, manomboka amin’ny 9 ora maraina ka hatramin’ny 6 ora hariva. Tranoheva manodidina ny 60 isa no handray anjara amin’izany, hotronin’ireo mpanao asa tanana roa.  Tafiditra ao ireo masoivoho maro samihafa  eto amintsika izay handray anjara ihany koa, ahitana ny masoivohon’i Alemana,  Corée atsimo, Inde, Japon, Indonezia, Thailande, Rosia, Malte, Sina. Nomarihin-dRtoa Marcelle Radilofe filohan’ny fikambanana  fa hanome vola ny fikambanana  ihany koa izy ireo amin’izay fanaovana asa soa izay. Fa ankoatra ireo dia hitondra ireo karazana  kojakoja sy entana avy any an-tokantranony ihany koa ireo mpikambana eo anivon’ny WMG hamidiny havadika ho vola. Kojakoja mbola tsara avokoa izy ireo miaraka amin’ny kilalao ka izay vola azo avy amin’izany dia hatolotra madiodio ho an’ny  fikambanana avokoa. Entina hanampiana ireo ankizy sahirana eto an-drenivohitra izay sahanin’ny fikambanana ny vola rehetra azo avy amin’izany.

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana