Dans la mme rubrique

Ntsay Christian ho Praiminisitra Tsy levon’ny vavonin’ny MAPAR sasany…

15/01/2019

Ny sabotsy takariva dia nihaona manokana i Andry Rajoelina sy ny Praiminisitra Ntsay Christian, saingy tsy nisy nipika ny resaka. Mandeha ny fanangonan-tsonia amin’izao eny amin’ny antenimieram-pirenena amin’ny mbola hamerenana an’Atoa Ntsay Christian ho praiminisitra.

Ntsay Christian ho Praiminisitra Tsy levon’ny vavonin’ny MAPAR sasany…

Hamaky ny tohiny...

Rajoelina sy ny IEM Hisedra olana goavana ara-bola…

15/01/2019

Tsy maniry ratsy ho an’ny fitondram-panjakana vaovao hotarihin’i Andry Rajoelina sy ny firenena fa sarotsarotra ny zavatra miandry ny mpitondra.

Rajoelina sy ny IEM Hisedra olana goavana ara-bola…

Hamaky ny tohiny...

Fitadiavan-tseza sy fahefana Raikitra ny resa-poko sy fiaviana

15/01/2019

Fomba fanao amin’ny fitadiavan-tseza sy fahefana ary toerana ao anaty fanjakana ny resa-poko sy fiaviana.

Fitadiavan-tseza sy fahefana Raikitra ny resa-poko sy fiaviana

Hamaky ny tohiny...

Fitantanana ny firenena Sarotra ny mitondra ny Malagasy

15/01/2019

Goavana ny asa miandry ny filoham-pirenena vaovao. Fanamby sy velirano ao anatin’ny fandaharan’asa ny filoham-pirenena vaovao ny hanatsarana ny sosialim-bahoaka ao anatin’ny dimy taona.

Fitantanana ny firenena Sarotra ny mitondra ny Malagasy

Hamaky ny tohiny...

Vinan’i Andry Rajoelina Tokony hifanaraka amin’ny filan’ny vahoaka, hoy ny ABA

15/01/2019

Mitohivakana ny fanehoan-kevitra mikasika ny fahazoan’ny malagasy filoham-pirenena vaovao, Andry Rajoelina. Naneho ny heviny manoloana izany ny filohan’ny Antokom-Bahoaka malagasy (ABA), Dany Rakotoson.

Vinan’i Andry Rajoelina Tokony hifanaraka amin’ny filan’ny vahoaka, hoy ny ABA

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Maro ny adidy mbola miandry azy

15/01/2019

Niomana fatratra ny hitondra firenena i Marc Ravalomanana, ary nipetrapetraka ny programam-pampandrosoana, kanefa ireny no voka-pifidianana izay niteraka adihevitra saingy naneho fahendrena izy.

Marc Ravalomanana Maro ny adidy mbola miandry azy

Hamaky ny tohiny...

Arlette Ramaroson « Manana ny heviny Andriamanitra. »

15/01/2019

Tsy matin’ny malagasy maro lolo hatramin’izao ny anton’ilay fianianana tsy misy vavaka sy baiboly etsy Mahamasina amin’ny sabotsy.

Arlette Ramaroson « Manana ny heviny Andriamanitra. »

Hamaky ny tohiny...


Politique

Fanemorana sy fanafoanana fifidianana Efa tena famerezan-jo, hoy ny antoko ABA

22/11/2018

Ankoatra ny fisaorany ny vahoaka malagasy izay nahefa ny adidiny sy ny fitondram-panjakana namela ny fanatontosana ny fihodinana voalohan’ny fifidianana ho filoham-pirenena dia nisaotra ihany koa ny avy eo anivon’ny vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana na CENI

 

 

 

 ny avy eo anivon’ny antokom-bahoaka malagasy na ABA tody soa tamin’iny famoahana ny valim-pifidianana tsy ofisialy iny. Nanao izay ho afany ny CENI, hoy ny filohan’ity antoko politika ity, Dany Rakotoson. Ny hosoka misy foana na any amin’ny firenena matanjaka aza saingy andraikitry ny tompon’andraikitra ny manadihady. Vita iny ny fifidianana. Nisy kandida naneho ny tetikasany. Nisy kosa kandida lany andro tamin’ny fitakiana fanemorana sy fanafoanana fifidianana. Amiko,  famerezan-jo vahoaka izany. Soa fa tsy tonga tamin’ny fanakorontanana ireo 25 mianadahy. Matoa ireo kandida hanao fihodinana faharoa nahazo vato be indrindra dia fantatry ny vahoaka fa ireo no mahavita. Efa samy nitondra ireo ka anjaran’ny vahoaka no mijery izay mety aminy kokoa. Ny iangaviako, hoy ity mpanao politika ity, dia mba hanaiky resy izay resy ary tsy hakoraina. Tsy hobiana koa anefa izay mandresy.

J. Mirija

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana