Dans la męme rubrique

TIA VONINAHITRA

18/01/2019

Tia voninahitra loatra ny filoha mpisolo toerana Rivo Rakotovao. Na efa anio aza ny famindram-pahefana eo aminy sy ny filoha vaovao no hatao,

TIA VONINAHITRA

Hamaky ny tohiny...

BOLOKIM-BAZAHA

17/01/2019

Efa hita tokoa fa bolokim-bazaha ny filoha vaovao Andry Rajoelina na dia niezaka ny nanafina izany aza tamin'ny filazana fa tsy hiankina ara-bola amin'ny

BOLOKIM-BAZAHA

Hamaky ny tohiny...

Mpianatra malagasy

17/01/2019

Mpianatra Malagasy monina any frantsa antsoina hoe Andotiana Randriamampianina, 23 taona, mirefy 1m58 no tsy hita popoka nanomboka ny 9 janoary teo. Mitaintaina fatratra mikasika ny momba azy ankehitriny ny raiamandreniny sy ny fianakaviany ary manao antsoavo amin’izay mahafantatra azy rehetra manerana izao tontolo izao mba hampandre rehefa misy vaovao.

Mpianatra malagasy

Hamaky ny tohiny...

KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA

16/01/2019

Hanao izay ho afany ny kaominina Antananarivo Renivohitra amin’ny famahana ny fitohanan’ny fifamoivoizana izay nampitaraina ny maro.

KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA

Hamaky ny tohiny...

Resaka fanonganam-panjakana

16/01/2019

Miezaka mivoy indray ankehitriny ireo haino aman-jery frantsay fa fanonganam-panjakana no nitranga teto Madagasikara ny taona 2009. Tafakatra eo amin’ny fitondrana indray, hoy ny gazety Le Monde, ny mpanongam-panjakana mpanefoefo.

Resaka fanonganam-panjakana

Hamaky ny tohiny...

FITSARAM-BAHOAKA

15/01/2019

Raha tsy tonga haingana ny polisy dia efa matin’ny fitsaram-bahoaka ny rangahy iray izay tompon’antoka tamin’ny heloka bevava.

FITSARAM-BAHOAKA

Hamaky ny tohiny...

Mampitaraina sahady

15/01/2019

Mampitaraina sahady ireo mpiara-miasa aminy ny minisitry ny mponina satria dia mbola andrasana hatramin’izao ny valin’ny

Mampitaraina sahady

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

Hery Rajaonarimampianina

19/11/2018

Hatreto aloha izany dia tsy mahaverim-bola miaraka amin’ireo kandida hafa rehetra tsy tafakatra fihodinana faharoa ihany koa ny filoham-pirenena teo aloha, Hery Rajaonarimampianina.

 

Miankina amin’izay vokatra avoakan’ny HCC kosa no hahitana hoe hiova ve io tarehimarika 8,84% azon’ity filoham-pirenena teo aloha izay ity.

Barean’i Madagasika

Taorian’ny namangian’ny filoham-pirenena teo aloha, Marc Ravalomanana, ny Barean’i Madagasikara, kosa ka nanomezany ity ekipam-pirenen’ny baolina kitra ity lelavola mitentina 10 tapitrisa ariary ho solon-dranomboankazo an-dry Bolida sy ny namany dia nihaona tamin’ny Barea ihany koa ireo filoha hafa teo aloha. Tsy iza moa ireo fa ny filoham-pirenena, Hery Rajaonarimampianina sy ny  filohan’ny tetezamita, Andry Rajoelina.

Tambajotran-tserasera

Zary lasa fitaovana iray mahomby entina handrangitana fifandrafiana sy adim-poko ankehitriny ny tambajotran-tserasera facebook. Misy amin’ireo mpandrangitra anefa, hoy ny mpikirakira iray no manova kaonty indray rehefa avy mahavita fandrangitana iray.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana