Dans la mme rubrique

Taratasin’i Jean Lamasinina haingam-pandeha marina

16/01/2019

Dia ahoana Jean a ? Inona no malaza any aminareo any e ? Tena miaiky koa aho amin’ny maha lamasinina haingam-pandeha anareo a !

Taratasin’i Jean Lamasinina haingam-pandeha marina

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’I Jean Oui mse!!

14/01/2019

Inona moa izany ry Jean fa dia mbola hitohy lava be indray ny Oui mse koa ! Ary tena miha mahery vaika ilay izy a ! Mbola ho zakanao ihany ve ?

Taratasin’I Jean Oui mse!!

Hamaky ny tohiny...

Mifandrombaka sahady

12/01/2019

Taitra be aho ry Jean nahita ilay filaharana kodiarana maromaro mitovy loha teo am-piasanao omaly iny an ! Tonga ny tramway, hoy aho.

Mifandrombaka sahady

Hamaky ny tohiny...

Eny ary koa !

09/01/2019

Eny ary ry Jean fa dia arahabaina ianareo koa ! Lany tao anaty mangarahara be sy fikarakarana tsy nisy tomika, hono, ianareo ka dia arahabaina ee !

Eny ary koa !

Hamaky ny tohiny...

Mamay be io aa…

07/01/2019

Hay dia efa nanomboka ny arôzazy ianareo ry jean kely a.Mazava ny resaka fa dia tena efa azonareo antoka fa matinareo ny baolina.

Mamay be io aa…

Hamaky ny tohiny...

NY MARINA NO AMPANDRESENA

05/01/2019

Matahotra ve ny mpitsara Ny hamoaka ny vokatra marina , Ka dia kandidàn`ny mapara No amboarina fa hoe hakarina ?

NY MARINA NO AMPANDRESENA

Hamaky ny tohiny...

Hafatra ho anareo

04/01/2019

Jiolahy no tiana hakarina Mba handidy sy hanjaka, Ka totofana ny marina Dia tsy avela hahazo laka ?

Hafatra ho anareo

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Taratasin’I Jean Maka aina tsara aloha !

19/11/2018

K’aiza ry Jean a ! Aza mikoropaka intsony ianao fa tsy misy hevitra io e ! Tsy maintsy hiatrika tsotsorimamba isika mitsamy. Izay vokatra lazain’ny eny Ambohidahy ny fahagagana raha hoe misy nahazo ny amboara sahady ny iray amintsika.

 

 Izaho manokana aloha dia matahotra mafy mihitsy ny hanaiky an’izany raha ohatra ry zareo ka miteny hoe izaho no grand tao e ! Ekeko fa be ny tetika mampihomehy nitranga tao saingy mba tsy hisian’ny korontana dia aleoko aloha maka aina, hoy aho. Raha izaho aloha ianao dia izay no ataoko mba tsy ho reraka ambony ihany eo e ! hi hi hi.. !! Sady vazivazy ange izany no zary tenany e ! Tena tiako mihitsy rangahy iny tenin-draprezy iny hoe akama daholo ianareo fa aleo tsy asiana fiangarana a ! Izany izao no tadiavina amintsika a ! Aleo mihavana sy mifankatia amin’izay. Izany anie ry Jean no lehibe indrindra e ! Hahaha..!!

Marco   

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana