Dans la mme rubrique

Fahefana mpanao lalàna Mahasolotena ny depiote ny senatera

15/01/2019

Mihetsiketsika ny birao maharitra eo anivon`ny Antenimieram-pirenena amin`ny fanitarana fe-potoana farany hiasan`ireo depiote voafidim-bahoaka. Mazava anefa ny lalàna fa tapitra ao anatin`ny dimy taona ny fe-potoana hiasan`ny solombavambahoaka.

Fahefana mpanao lalàna Mahasolotena ny depiote ny senatera

Hamaky ny tohiny...

Federasionan’ny mpivarotra sy ny indostria Miandrandra fitoniana

14/01/2019

Manantena fitoniana ara-politika sy fampiroboroboana ny sehatry ny fandraharahana ny federasionina ny antenimieran’ny varotra sy ny indostria eto Madagasikara, izay miisa 24.

Federasionan’ny mpivarotra sy ny indostria Miandrandra fitoniana

Hamaky ny tohiny...

Fitsarana eto Madagasikara Maro ireo rafitra mampandringa azy

14/01/2019

Ny 19 janoary ho avy izao no hanao fianianana ampahibemaso eny amin’ny kianjan’i Mahamasina ny filoham-pirenena vaovao ka aorian’izay no hijoro ny governemanta vaovao.

Fitsarana eto Madagasikara Maro ireo rafitra mampandringa azy

Hamaky ny tohiny...

ENMG Hanatsara ny fampidirana ny mpiadina

12/01/2019

Nisy ezaka teo anivon’ny Fitsarana nandritra ny enim-bolana faharoa tamin’ny taona 2018 nataon’ny minisitry ny fitsarana entina hamerenana ny hasin’ny fitsarana eto Madagasikara.

ENMG Hanatsara ny fampidirana ny mpiadina

Hamaky ny tohiny...

Harena azo amin’ny tsy ara-drariny Hisedra olana ireo banky Malagasy

12/01/2019

Nanao fanambarana ny teo anivon’ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) fa tsy feno ny fepetra hanatanterahana fifidianana solombavambahoaka amin’ny 20 martsa izao.

Harena azo amin’ny tsy ara-drariny Hisedra olana ireo banky Malagasy

Hamaky ny tohiny...

Fikambanana RNDC Miandry ny fampiharana ny lalàna mikasika ny zon’ny mpanjifa

12/01/2019

Miandry ny fampiharana ny lalàna mikasika ny zon’ny mpanjifa amin’ny filoham-pirenena vaovao izahay, hoy ny filohan’ny fikambanan’ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa na RNDC, Lita Rabetsara na Ralita.

Fikambanana RNDC Miandry ny fampiharana ny lalàna mikasika ny zon’ny mpanjifa

Hamaky ny tohiny...

Fananganana orinasa eto Madagasikara Hiroborobo amin’izay ?

12/01/2019

Faha-167 amin’ny 188 ny laharan’i Madagasikara amin’ny lafiny fandraharahana. Rariny raha miaina tanteraka anaty fahantrana ara-toekarena ny firenena.

Fananganana orinasa eto Madagasikara Hiroborobo amin’izay ?

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Firenena manankarena solika Manomboka mitady seha-pihariana hafa

19/11/2018

Mampikaikaika ny maro hatrany ny fiakaran’ny solika eto Madagasikara ary hita ho tsy misy mihitsy ny fifaninanana amin’ireo mpamatsy ny solika izay mifanaraka mivarotra lafo hatrany.

Harena tsy afaka havaozina  ary manam-pahataperana ny solika. Araka izany dia fotoana kely sisa ary voafetra ihany  ny ananan’izao tontolo izao ny solika antony hampiroboroboana sy hitodiana amin’ireo angovo azo avaozina sy tsy mety tapitra tahaka ny masoandro, ny rivotra ary ny rano. Amin’izao fotoana izao dia miezaka mitrandraka sehatra hafa ampandrosoana ireo firenena manankarena solika satria mahafantatra izy fa ho lany sy mety ritra izany atsy ho atsy na afaka taona vitsivitsy. Tahaka ny any Koweit sy Arabia Saodita izao dia efa mijery  zavatra hafa hampandrosoana ny toekarena. Dubai izay niezaka mafy tamin’ny sehatra fizahantany ary tafavoaka tamin’izany izy satria niteraka harena be ho azy ireo io sehatra io. Mila mandray lesona i Madagasikara satria ny olona efa mitsinjo ny taranany any aoriana be ary manao ezaka mihitsy mitady seha-pihariana hafa hahatafavoaka. Tsy ny Malagasy mihitsy no mametra io vidin-tsolika io ary ahiana hatrany ny fiakarany ka tsy  voavidy intsony izany atsy ho atsy. Mila miampita haingana amin’ny angovo azo havaozina aloha ho fanombohana ny ezaka.

 

Tsirinasolo

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana