Dans la męme rubrique

Taratasin’i Jean Lamasinina haingam-pandeha marina

16/01/2019

Dia ahoana Jean a ? Inona no malaza any aminareo any e ? Tena miaiky koa aho amin’ny maha lamasinina haingam-pandeha anareo a !

Taratasin’i Jean Lamasinina haingam-pandeha marina

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’I Jean Oui mse!!

14/01/2019

Inona moa izany ry Jean fa dia mbola hitohy lava be indray ny Oui mse koa ! Ary tena miha mahery vaika ilay izy a ! Mbola ho zakanao ihany ve ?

Taratasin’I Jean Oui mse!!

Hamaky ny tohiny...

Mifandrombaka sahady

12/01/2019

Taitra be aho ry Jean nahita ilay filaharana kodiarana maromaro mitovy loha teo am-piasanao omaly iny an ! Tonga ny tramway, hoy aho.

Mifandrombaka sahady

Hamaky ny tohiny...

Eny ary koa !

09/01/2019

Eny ary ry Jean fa dia arahabaina ianareo koa ! Lany tao anaty mangarahara be sy fikarakarana tsy nisy tomika, hono, ianareo ka dia arahabaina ee !

Eny ary koa !

Hamaky ny tohiny...

Mamay be io aa…

07/01/2019

Hay dia efa nanomboka ny arĂ´zazy ianareo ry jean kely a.Mazava ny resaka fa dia tena efa azonareo antoka fa matinareo ny baolina.

Mamay be io aa…

Hamaky ny tohiny...

NY MARINA NO AMPANDRESENA

05/01/2019

Matahotra ve ny mpitsara Ny hamoaka ny vokatra marina , Ka dia kandidĂ n`ny mapara No amboarina fa hoe hakarina ?

NY MARINA NO AMPANDRESENA

Hamaky ny tohiny...

Hafatra ho anareo

04/01/2019

Jiolahy no tiana hakarina Mba handidy sy hanjaka, Ka totofana ny marina Dia tsy avela hahazo laka ?

Hafatra ho anareo

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Asehoy ny porofo

16/11/2018

Alefaso amin'izay ary ny fampitahana Hita eo hoe ny an'iza no hanampiana iza no hanalana ? Aleo hitsikafona tokoa ny tena marina Dia ho fantatra hoe ny an'iza no nangalarina !

 

 

 

 

 

Aleo tsy hifanendrikendrika sy hifanaratsy

Fa asehoy ny porofo raha tena tsy nanao ratsy.

Raha ny vava manko dia tena samy manana 

Fa ny haben'ny molotro no tsy mitovy ry havana.

 

Nga misy atahorana sa misy afenimpenina ?

No miahotra indray rehefa hoe hialao nenina.

Ny vahoaka efa leo ny fitaka lava izao

Ka avoahy izay marina, eny ambarao.

 

Tsy misy te hikorontana eto sanatria ny vava

Fa mba samy te hanana filoha ara-dalàna.

Aleo ny Malagasy mba hahazo izay nofinidiny

Fa ampy izay ny fahantrana farahidiny.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana