Dans la mme rubrique

TIA VONINAHITRA

18/01/2019

Tia voninahitra loatra ny filoha mpisolo toerana Rivo Rakotovao. Na efa anio aza ny famindram-pahefana eo aminy sy ny filoha vaovao no hatao,

TIA VONINAHITRA

Hamaky ny tohiny...

BOLOKIM-BAZAHA

17/01/2019

Efa hita tokoa fa bolokim-bazaha ny filoha vaovao Andry Rajoelina na dia niezaka ny nanafina izany aza tamin'ny filazana fa tsy hiankina ara-bola amin'ny

BOLOKIM-BAZAHA

Hamaky ny tohiny...

Mpianatra malagasy

17/01/2019

Mpianatra Malagasy monina any frantsa antsoina hoe Andotiana Randriamampianina, 23 taona, mirefy 1m58 no tsy hita popoka nanomboka ny 9 janoary teo. Mitaintaina fatratra mikasika ny momba azy ankehitriny ny raiamandreniny sy ny fianakaviany ary manao antsoavo amin’izay mahafantatra azy rehetra manerana izao tontolo izao mba hampandre rehefa misy vaovao.

Mpianatra malagasy

Hamaky ny tohiny...

KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA

16/01/2019

Hanao izay ho afany ny kaominina Antananarivo Renivohitra amin’ny famahana ny fitohanan’ny fifamoivoizana izay nampitaraina ny maro.

KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA

Hamaky ny tohiny...

Resaka fanonganam-panjakana

16/01/2019

Miezaka mivoy indray ankehitriny ireo haino aman-jery frantsay fa fanonganam-panjakana no nitranga teto Madagasikara ny taona 2009. Tafakatra eo amin’ny fitondrana indray, hoy ny gazety Le Monde, ny mpanongam-panjakana mpanefoefo.

Resaka fanonganam-panjakana

Hamaky ny tohiny...

FITSARAM-BAHOAKA

15/01/2019

Raha tsy tonga haingana ny polisy dia efa matin’ny fitsaram-bahoaka ny rangahy iray izay tompon’antoka tamin’ny heloka bevava.

FITSARAM-BAHOAKA

Hamaky ny tohiny...

Mampitaraina sahady

15/01/2019

Mampitaraina sahady ireo mpiara-miasa aminy ny minisitry ny mponina satria dia mbola andrasana hatramin’izao ny valin’ny

Mampitaraina sahady

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

Faniry Ernaivo

15/11/2018

Nolavin’ny filankevi-panjakana ny fampiatoana ny sazin’ny filohan’ny sendikan’ny mpitsara malagasy, Faniry Ernaivo.

 Izy moa izay kandida ho filoham-pirenena farany teo ary anton’ny sazy ny famoahana teny tsy voahevitra nahatohina ny maro.

Pety Rakotoniaina

Ry zareo avy eo anivon’ilay fikambanana hetsi-bahoaka ho an’ny tena fanovana sy ny fanorenana ifotony ihany koa dia mitaky ny famoahana ny mpitari-tolon’izy ireo, Pety Rakotoniaina. Hita fa marina, hoy ny solontenan’izy ireo ny fitakian’ity filohanay ity ka tokony havoaka izy.

Barean’i Madagasikara

Heverina fa ho feno tanteraka anio ireo 22 mirahalahy handrafitra ny Barean’i Madagasikara hiatrika an’i Soudan etsy Vontovorona ny alahady izao. Andrasan’ireo mpankafy ny ekipam-pirenen’ny baolina kitra malagasy moa ny fomba filalaon’ilay mpilalaon’ny Olympique Lyonnais, Jérémi Morel.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana