Dans la męme rubrique

depiote TIM Mivonona amin’izay hiseho

16/11/2018

Manoloana ny zava-misy mitranga eto amin’ny firenena izay mifandraika amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena teo dia

depiote TIM Mivonona amin’izay hiseho

Hamaky ny tohiny...

Gerard Ramamimampionona - CFM « Ny omby miasa tsy maintsy misy mikapoka »

16/11/2018

Anisan’ireo sampandraharaha iharana tsikera koa ankehitriny ny avy eo anivon’ny komitin’ny fampihavanana malagasy na CFM manoloana ny tsy fetezan-java-mitranga eto amin’ny firenena, dia ny fifidianana.

Gerard Ramamimampionona - CFM « Ny omby miasa tsy maintsy misy mikapoka »

Hamaky ny tohiny...

Kandida nampiasa volabe Hosarontsaronana ny raharaha…

16/11/2018

Voafatotry ny fisorohana ny rotaka politika ny fampiharan-dalàna eto Madagasikara, raha jerena amin’ny zava-misy eto amin’ny firenena amin’izao fotoana. Sarontsaronana amina kazarana didy miendrika fandaminana ny fampiharan-dalàna eto,

Kandida nampiasa volabe Hosarontsaronana ny raharaha…

Hamaky ny tohiny...

Valim-pifidianana Hivoaka amin’ny faran’ny herinandro

16/11/2018

Raha ny vokatra voaray omaly alakamisy 15 novambra tamin’ny 5 ora hariva mahery 5 minitra, dia birao fandatsaham-bato 21201 / 24852 no namoahan’ny CENI voka-pifidianana, izay manome ny 85.31% amin’ny birao fandatsaham-bato.

Valim-pifidianana Hivoaka amin’ny faran’ny herinandro

Hamaky ny tohiny...

Fitakiana fanafoanana fifidianana Noraisin’ny CENI

16/11/2018

Tonga nanatitra ny taratasy fitakian’izy ireo ny hanafoanana ny fifidianana izay nitranga ny 7 novambra teo tetsy amin’ny CENI Alarobia omaly ireo hery politika isan-karazany toy ny firaisankinan’ireo kandida sy fikambanana politika maro sy ireo mpanaradia azy.

Fitakiana fanafoanana fifidianana Noraisin’ny CENI

Hamaky ny tohiny...

Fanakorontanana ny fifidianana Misy paikady avo lenta ao ambadika ?

16/11/2018

Mahalasa saina tanteraka ny zava-nitranga rehetra tao anatin’izao fotoam-pifidianana izao na ny nialoha na ny nandritra ary ny ankehitriny.

Fanakorontanana ny fifidianana Misy paikady avo lenta ao ambadika ?

Hamaky ny tohiny...

Ravalomanana sy Rajoelina Fihodianana faharoa hampangitakitaka

16/11/2018

Hifampitady any anaty fifidianana filoha fihodinana faharoa i Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina, 9 taona aty aorian’ny fanonganam-panjakana tamin’ny taona 2009, rehefa tratry ny “ni…ni…” tamin’ny taona 2013.

Ravalomanana sy Rajoelina Fihodianana faharoa hampangitakitaka

Hamaky ny tohiny...


Politique

Savorovoro sy tranga mampiahiahy Hanao tatitra amin`ny manampahefana ny CFM

08/11/2018

Isan`ny manara-maso akaiky ny fizotran`ny fifidianana ihany koa ny Filankevitry ny fampihavanana Malagasy (CFM) .

 

 

 Nandritra ny androm-pifidianana dia nisy ny fivoriana tao amin`ny foiben`ny CFM miaraka amin`ny PEV, ECES ary ireo mpikambana ao anatin`ny ny komity iombonana na “Comité paritaire”  avy ao amin`ny site Ambatonankanga. Misy toromarika iarahana fa kosa manatanteraka izany ireo mpikambanana ao anatin`ny Andrim-panjakana ity raha toa ka misy ny fitarainana sy tsy fahatomombanana hita mandritra ny fifidianana.Notsindrin`ny filohan`ny CFM, Maka Alphonse,  fa arahin`izy ireo akaiky ny tsy fandriampahalemana sy ny korontana izay mety hiseho. Ny mpikambana ao anivon`ny CFM sy ireo ratsan-mangaikany manerana ny nosy dia manaraka akaiky ny fizotry ny fifidianana na ireo olana ara- teknika aza fa kosa hanatanteraka tatitra amin`ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny rehefa misy ny tranga mampiahiahy. Mandefa izany tatitra izany any amin`ny tomponandraikitra mivantana toy ny CENI ka ireto farany no mandray fanapahan-kevitra mifanandrify amin`izany hoy hatrany ny fanazavana.

 

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana