Dans la mme rubrique

KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA

16/01/2019

Hanao izay ho afany ny kaominina Antananarivo Renivohitra amin’ny famahana ny fitohanan’ny fifamoivoizana izay nampitaraina ny maro.

KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA

Hamaky ny tohiny...

Resaka fanonganam-panjakana

16/01/2019

Miezaka mivoy indray ankehitriny ireo haino aman-jery frantsay fa fanonganam-panjakana no nitranga teto Madagasikara ny taona 2009. Tafakatra eo amin’ny fitondrana indray, hoy ny gazety Le Monde, ny mpanongam-panjakana mpanefoefo.

Resaka fanonganam-panjakana

Hamaky ny tohiny...

FITSARAM-BAHOAKA

15/01/2019

Raha tsy tonga haingana ny polisy dia efa matin’ny fitsaram-bahoaka ny rangahy iray izay tompon’antoka tamin’ny heloka bevava.

FITSARAM-BAHOAKA

Hamaky ny tohiny...

Mampitaraina sahady

15/01/2019

Mampitaraina sahady ireo mpiara-miasa aminy ny minisitry ny mponina satria dia mbola andrasana hatramin’izao ny valin’ny

Mampitaraina sahady

Hamaky ny tohiny...

NOVONOINA AVY EO NALEVINA

14/01/2019

Novonoina ny tompon’ny fiara dia nalevina tao anaty ala. Izany no nitranga tany amin’ny tanàna kely iray manodidina an’Andranovelona.

NOVONOINA AVY EO NALEVINA

Hamaky ny tohiny...

Miandry fifidianana

12/01/2019

Miandry ny fahavitan’ny fifidianana solombavambahoaka sy ben’ny tanàna izany vao mety hahazo praiminisitra vaovao isika,

Miandry fifidianana

Hamaky ny tohiny...

FAKANA AN-KERINY

11/01/2019

Mpiasa eo anivon’ny minisiteran’ny rano sy ala no nisy naka an-keriny tany Isoanala, distrika Betroka. Vola mitentina 12 tapitrisa ariary no notakian’ireo olon-dratsy mba ho solon’ny ainy.

FAKANA AN-KERINY

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

Politika

31/10/2018

Tsy rariny, hoy ry zareo avy eo anivon’ny firaisankinan’ireo kandida, raha olom-pirenena miisa 4 tapitrisa be izao no tsy ao anatin’ny lisi-pifidianana. Maninona, hoy izy ireo, raha ireo mpifidy foronina miisa 2 tapitrisa no esorina.

 

Fitanana an-tsoroka ireo mpanao fihetsiketsehana sy mpanao fampielezankevitra no ataon’ny mpitandro ny filaminana, raha ny fanazavana voaray teny Mahamasina omaly. Noporofoin’ireo mpitandro ny filaminana moa izany.

Tsy miala amin’izay tontolon’ny fampielezankevitra izay hatrany dia somary mahagaga ihany ny mahita ireo kandida izay mamory vahoaka fa toa mahavory daholo. Ekena tokoa fa mivoatra ny teknolojia ary misy mpanara-dia ny kandida iray malaza ho faran’izay manam-bola manao irony antsoina hoe Photoshop irony saingy hita ihany koa anefa fa efa manomboka mandinika ireo vahoaka.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana