Dans la mme rubrique

Mba tsy ho toky fitaka anie …

17/01/2019

Ny olom-banona tsy vonona Ny olom-bonona tsy vanona Mila olomanga ny firenena Mba hitantana ireo harena.

Mba tsy ho toky fitaka anie …

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Lamasinina haingam-pandeha marina

16/01/2019

Dia ahoana Jean a ? Inona no malaza any aminareo any e ? Tena miaiky koa aho amin’ny maha lamasinina haingam-pandeha anareo a !

Taratasin’i Jean Lamasinina haingam-pandeha marina

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’I Jean Oui mse!!

14/01/2019

Inona moa izany ry Jean fa dia mbola hitohy lava be indray ny Oui mse koa ! Ary tena miha mahery vaika ilay izy a ! Mbola ho zakanao ihany ve ?

Taratasin’I Jean Oui mse!!

Hamaky ny tohiny...

Mifandrombaka sahady

12/01/2019

Taitra be aho ry Jean nahita ilay filaharana kodiarana maromaro mitovy loha teo am-piasanao omaly iny an ! Tonga ny tramway, hoy aho.

Mifandrombaka sahady

Hamaky ny tohiny...

Eny ary koa !

09/01/2019

Eny ary ry Jean fa dia arahabaina ianareo koa ! Lany tao anaty mangarahara be sy fikarakarana tsy nisy tomika, hono, ianareo ka dia arahabaina ee !

Eny ary koa !

Hamaky ny tohiny...

Mamay be io aa…

07/01/2019

Hay dia efa nanomboka ny arôzazy ianareo ry jean kely a.Mazava ny resaka fa dia tena efa azonareo antoka fa matinareo ny baolina.

Mamay be io aa…

Hamaky ny tohiny...

NY MARINA NO AMPANDRESENA

05/01/2019

Matahotra ve ny mpitsara Ny hamoaka ny vokatra marina , Ka dia kandidàn`ny mapara No amboarina fa hoe hakarina ?

NY MARINA NO AMPANDRESENA

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Taratasin’i Jean Inona indray ity seninareo ity ?

31/10/2018

Ahoana ry Jean a ? Inona indray ary ity fikanareo ity ? Ianareo ireto koa anie dia misenina mihitsy e ! Dia inona izao no hovahanareo ao anatin’izao herinandro izao sisa ?

 Tena nahalatsaka ahy mihitsy aloha ny nahita an’ilay kamiaon-dry beboty nesorin-dry zareo tsimoramora nanoloana ny lampihazonareo omaly iny e ! Dia ahoana moa ilay fialana bala ? Mahay mifampihaino, hono, ny gasy. Kkkk…!! Raha matin’ny fihomehezana aloha aho dia toriako daholo ianareo 20 mitsamy teo ireny e ! Mba marina e ! Aleo ekena ilay hoe mahay mifampihaino ny gasy rehefa izay no tianareo hovoizina. Fa ny tiako hampatsiahivina anareo kosa anefa aloha ry Jean dia hoe ny gasy anie ry ireto efa leo korontana e ! Sao dia okotra koa ary ianareo manao an’io revy io le ? Inona indray ary ity seninareo ity ry Jean a ! Ekena fa kitaotaona aloha no lalan-kizorantsika hatreto fa atao inona indray ary tetezana e ?

Marco

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana