Dans la męme rubrique

FITSARAM-BAHOAKA

15/01/2019

Raha tsy tonga haingana ny polisy dia efa matin’ny fitsaram-bahoaka ny rangahy iray izay tompon’antoka tamin’ny heloka bevava.

FITSARAM-BAHOAKA

Hamaky ny tohiny...

Mampitaraina sahady

15/01/2019

Mampitaraina sahady ireo mpiara-miasa aminy ny minisitry ny mponina satria dia mbola andrasana hatramin’izao ny valin’ny

Mampitaraina sahady

Hamaky ny tohiny...

NOVONOINA AVY EO NALEVINA

14/01/2019

Novonoina ny tompon’ny fiara dia nalevina tao anaty ala. Izany no nitranga tany amin’ny tanàna kely iray manodidina an’Andranovelona.

NOVONOINA AVY EO NALEVINA

Hamaky ny tohiny...

Miandry fifidianana

12/01/2019

Miandry ny fahavitan’ny fifidianana solombavambahoaka sy ben’ny tanàna izany vao mety hahazo praiminisitra vaovao isika,

Miandry fifidianana

Hamaky ny tohiny...

FAKANA AN-KERINY

11/01/2019

Mpiasa eo anivon’ny minisiteran’ny rano sy ala no nisy naka an-keriny tany Isoanala, distrika Betroka. Vola mitentina 12 tapitrisa ariary no notakian’ireo olon-dratsy mba ho solon’ny ainy.

FAKANA AN-KERINY

Hamaky ny tohiny...

Nisoroka ady

11/01/2019

Mitohivakana ny fiarahabana ny filoham-pirenena teo aloha, Marc Ravalomanana, izay milaza ny fahendrena nasehony nanomboka ny 8 janoary teo ka hatramin’izao.

Nisoroka ady

Hamaky ny tohiny...

POLISY MENDRIKA

10/01/2019

Sambany mba nanao fihetsika mendri-piderana ireo polisy. Nahavariana ireo mponina teo Anosy ny nahita polisy efatra mirahalahy nanamboatra ny lalana goaka manoloana ny boriborintany. Asa raha baiko na fandavantena fa izy ireo mihitsy no nandray borety sy nanampina ny lavaka

POLISY MENDRIKA

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

Politika

27/10/2018

Anio indray ny fotoan-dehibe iarahana amin’ny kandida laharana faha 25 etsy Ambohijatovo.

 

Tsy iza moa izay kandida ho filoham-pirenena resahana izay fa ilay hoe mpanorina fa tsy mpandrava na ny kandida Marc Ravalomanana.

Nanomboka nitety ireo andrim-panjakana eto amin’ny tany sy ny firenena omaly ry zareo avy eo anivon’ny fivondronan’ireo kandida ho filoham-pirenena miisa 26 manohitra ny fanaovana fifidianana tsy madio. Tetsy amin’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana moa no nanombohana izany.

Hiakatrakatra ny maripana politika eto Madagasikara ato ho ato ary heverina fa hisantatra izany ny zavatra hitranga amin’ity herinandro ity. Ambohitsirohitra, antenimierandoholona, antenimieram-pirenena dia samy anisan’ireo andrim-panjakana hotetezin’ireto kandida ireto avokoa.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana