Dans la mme rubrique

KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA

16/01/2019

Hanao izay ho afany ny kaominina Antananarivo Renivohitra amin’ny famahana ny fitohanan’ny fifamoivoizana izay nampitaraina ny maro.

KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA

Hamaky ny tohiny...

Resaka fanonganam-panjakana

16/01/2019

Miezaka mivoy indray ankehitriny ireo haino aman-jery frantsay fa fanonganam-panjakana no nitranga teto Madagasikara ny taona 2009. Tafakatra eo amin’ny fitondrana indray, hoy ny gazety Le Monde, ny mpanongam-panjakana mpanefoefo.

Resaka fanonganam-panjakana

Hamaky ny tohiny...

FITSARAM-BAHOAKA

15/01/2019

Raha tsy tonga haingana ny polisy dia efa matin’ny fitsaram-bahoaka ny rangahy iray izay tompon’antoka tamin’ny heloka bevava.

FITSARAM-BAHOAKA

Hamaky ny tohiny...

Mampitaraina sahady

15/01/2019

Mampitaraina sahady ireo mpiara-miasa aminy ny minisitry ny mponina satria dia mbola andrasana hatramin’izao ny valin’ny

Mampitaraina sahady

Hamaky ny tohiny...

NOVONOINA AVY EO NALEVINA

14/01/2019

Novonoina ny tompon’ny fiara dia nalevina tao anaty ala. Izany no nitranga tany amin’ny tanàna kely iray manodidina an’Andranovelona.

NOVONOINA AVY EO NALEVINA

Hamaky ny tohiny...

Miandry fifidianana

12/01/2019

Miandry ny fahavitan’ny fifidianana solombavambahoaka sy ben’ny tanàna izany vao mety hahazo praiminisitra vaovao isika,

Miandry fifidianana

Hamaky ny tohiny...

FAKANA AN-KERINY

11/01/2019

Mpiasa eo anivon’ny minisiteran’ny rano sy ala no nisy naka an-keriny tany Isoanala, distrika Betroka. Vola mitentina 12 tapitrisa ariary no notakian’ireo olon-dratsy mba ho solon’ny ainy.

FAKANA AN-KERINY

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

MANAMPAHEFANA VOAROHIROHY

26/10/2018

Mitombo hatrany ny ahiahy apetrak’ireo mpandinika raharaham-pirenena manoloana ny zava-miseho rehetra eto amin’ny firenena ankehitriny.

 

Somary nanaitra, ohatra, ny naheno fa misy tompon’andraikitra ambony eto amin’ny firenena voarohirohy amin’ilay raharaha vola sandoka tratra omaly.

MATANJAKA I RAVALOMANANA

Nisy ihany koa ny fanadihadiana izay nataona sehatra tsy miankina iray nahitana fa tena mbola mamim-bahoaka ny kandida ho filoham-pirenena laharana faha-25, Marc Ravalomanana. Tombana hatreto dia ny hoe ho lasan’ity kandida ity ny 75%-n’ny vato eto Antananarivo ary tsy mifanalavitra amin’izay ihany koa ny tapany atsimon’ny nosy.

VAHOAKA MANGINA

Ny 39%-n’ny Malagasy kosa, hoy ny mpitarika fikambanana iray izay mitonona ho anisan’ireo antsoina hoe maro an’isa tsy miteny na “majorité silençieuse” no tafiditra ao anatin’izay vahoaka mangina izay. Haneho ny heriny, hoy izy ireo, ato ho ato.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana