Dans la mme rubrique

Tontolon`ny Fitsarana Maniry ny fitohizan`ny fanatsarana natao ny minisitra

16/01/2019

Na dia 7 volana monja aza ny fotoam-piasana izay nitantanan`ny minisitry ny Fitsarana, Rtoa Norovololona Harimisa, dia nisy ny ezaka vitan`ny minisitera tao anatin`ny fotoana fohy.

Tontolon`ny Fitsarana Maniry ny fitohizan`ny fanatsarana natao ny minisitra

Hamaky ny tohiny...

Trafikana volamena Tsy mety tratra ireo tena atidoha

16/01/2019

Malagasy 3 no tratra nitondra volamena milanja 25,5 kilao tany Maorisy ny 10 janoary lasa teo, saika ho any Mumbai (Inde) ny roa raha toa ka nilaza ny ho any Dubai ny iray.

Trafikana volamena Tsy mety tratra ireo tena atidoha

Hamaky ny tohiny...

Andrefambohitra Ampitatafika Razana maromaro natsingevan’ny rano

16/01/2019

Razana maromaro no hitan’ny fokonolona tao Andrefambohitra, Ampitatafika Atsimondrano ny alatsinainy 13 janoary hariva teo.

Andrefambohitra Ampitatafika Razana maromaro natsingevan’ny rano

Hamaky ny tohiny...

Minisiteran’ny ny mponina Gaboraraka ny fitantanana, hoy ireo mpiasa

16/01/2019

Nanao antsoavo tamin’ny filoham-pirenena vaovao sahady omaly ny avy eo anivon’ny sendikan’ny mpiasan’ny minisiteran’ny mponina na SYNAE-Population mba hijery akaiky ny zava-misy ao amin’ny minisiteran’izy ireo.

Minisiteran’ny ny mponina Gaboraraka ny fitantanana, hoy ireo mpiasa

Hamaky ny tohiny...

Lalao Ravalomanana “Ao anatin’ny 100 andro misy asa goavana vita”

15/01/2019

Tonga niarahaba ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra, Lalao Ravalomanana omaly ireo mpiara-miasa akaiky aminy noho ny fahatongavan’ny taona vaovao 2019.

Lalao Ravalomanana “Ao anatin’ny 100 andro misy asa goavana vita”

Hamaky ny tohiny...

Ampijalian’ny delestazy i Toamasina Tsy ampy solika ny Jirama

14/01/2019

Hopitaly kely – Gare routière – Tanambao V – Ankirihiry avaratra sy atsimo – Andranomadio – Cité Valpinson – Cité Haras – Ambohijafy – Asecna – Antseranampasika – Tahity Kely – Rasseta – Ampilaolava – Analamalotra – Ivoloina – Ctht – Lycée Agricole –

Ampijalian’ny delestazy i Toamasina Tsy ampy solika ny Jirama

Hamaky ny tohiny...

Halatra jiro eny amin’ny digin’i Fenoarivo 9 lahy migadra eny Tsiafahy

14/01/2019

Miisa 15 hatreto ny isan’ireo olona efa tratra nangalatra ireo jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro eny an-dalambe eny amin’iny digy mihazo an’i Fenoarivo Atsimondrano iny.

Halatra jiro eny amin’ny digin’i Fenoarivo 9 lahy migadra eny Tsiafahy

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Fanafihana ny biraon’ny zandary Andapa Olona 2 no maty, maro ireo naratra

26/10/2018

Nokasain'ny andian-jatovo maromaro halaina an-keriny ny lehilahy iray ahiana ho nahafaty olona izay voatana nanaovana famotorana tao amin'ny borigadin’ny zandarimariam-pirenena Andapa .

 

 

 

Nandeha ny tora-bato ary niditra an-keriny tao amin’ny biraon’ny zandary ireo andian-jatovo. Niezaka ny nanakana hatramin'ny farany izany ireo zandary tamin'ny fifampiresahana. Nisy anefa ireo tsy resy lahatra fa niziriziry hatrany ny haka io olona io na dia maro aza no efa nandeha nody, indrindra ireo raiamandreny.  Potiky ny tora-bato ny varavaran'ny borigady Andapa sy ny varavarankely ka nirohotra ny hiditra tao anatin'izany ireo tanora ireo. Noho ny fiarovana ny tsy hahavery ireo fitaovam-piadiana saro-pady, noho ny fiarovana ny ain'izy ireo dia voatery nampiasa ny fitaovam-piadiana teny aminy ireo zandary vitsivitsy niaro ny birao. Zandary iray moa no naratra mafy voan'ny vato.
Nisy ny lehilahy 2 maty tamin'ireo tanora ireo, raha nisy koa ireo naratra. Nanamafy ny zandarimariam-pirenena fa faritra mena tsy azo hihoarana sy hanaovana amboletra ny lakazerna, indrindra rehefa noferan'ny tompon'andraikitra tamin'ny alalan'ny fampitandremana naverina im-betsaka tamin'ny feo avo. Ny Zandarimariam-pirenena , araka ny fampitam-baovao voaray dia mirary fiononana feno ho an'ny fianakavian'ny namoy ny ainy ary mirary fahasitranana feno ho an'ireo maratra. Mamerina hatrany koa anefa izy ireo ny tokony hialàna amin'ny kolontsaina tia fitsaram-bahoaka satria raha ny zandarimariam-pirenena manokana dia efa mikely aina amin'ny fanatanterahana ny asany ary mba hanaovana famotorana ka hanolorana ireo voarohirohy eny amin'ny fitsarana.Vao 2 andro moa izay no nisy polisy telo mirahalahy namita iraka ara-dalàna tany Fenoarivo Atsinanana no niharan’ny fitsaram-bahoaka ka namoy ny ainy.

Nangonin’i RTT

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana