Dans la męme rubrique

Taratasin’i Jean Lamasinina haingam-pandeha marina

16/01/2019

Dia ahoana Jean a ? Inona no malaza any aminareo any e ? Tena miaiky koa aho amin’ny maha lamasinina haingam-pandeha anareo a !

Taratasin’i Jean Lamasinina haingam-pandeha marina

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’I Jean Oui mse!!

14/01/2019

Inona moa izany ry Jean fa dia mbola hitohy lava be indray ny Oui mse koa ! Ary tena miha mahery vaika ilay izy a ! Mbola ho zakanao ihany ve ?

Taratasin’I Jean Oui mse!!

Hamaky ny tohiny...

Mifandrombaka sahady

12/01/2019

Taitra be aho ry Jean nahita ilay filaharana kodiarana maromaro mitovy loha teo am-piasanao omaly iny an ! Tonga ny tramway, hoy aho.

Mifandrombaka sahady

Hamaky ny tohiny...

Eny ary koa !

09/01/2019

Eny ary ry Jean fa dia arahabaina ianareo koa ! Lany tao anaty mangarahara be sy fikarakarana tsy nisy tomika, hono, ianareo ka dia arahabaina ee !

Eny ary koa !

Hamaky ny tohiny...

Mamay be io aa…

07/01/2019

Hay dia efa nanomboka ny arĂ´zazy ianareo ry jean kely a.Mazava ny resaka fa dia tena efa azonareo antoka fa matinareo ny baolina.

Mamay be io aa…

Hamaky ny tohiny...

NY MARINA NO AMPANDRESENA

05/01/2019

Matahotra ve ny mpitsara Ny hamoaka ny vokatra marina , Ka dia kandidĂ n`ny mapara No amboarina fa hoe hakarina ?

NY MARINA NO AMPANDRESENA

Hamaky ny tohiny...

Hafatra ho anareo

04/01/2019

Jiolahy no tiana hakarina Mba handidy sy hanjaka, Ka totofana ny marina Dia tsy avela hahazo laka ?

Hafatra ho anareo

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Aza diso nimerao !

26/10/2018

Aza disoina ny nimerao ry Jean a ! Izay aloha no tonga dia hafatro aminao mialoha ny hiarahabako anao.

Tena tonga saina be aho mantsy omaly fa adinoko tany anaty fiara ny finday. Io maraina io vao azoko. Teneniko anao fa maty antoka aho satria mba nindrana findain’olon-kafa kanjo tany amin’ny nomerao tsy izy no voatsindry. Rava ny ketrika. Henjana be hay ilay diso nomerao a ! Amin’izao koa mantsy hitanao fa efa misy an’ilay mpampilalao sandoka ireny. Lazainy fa hahazo building ianao rehefa maka ny nomerao omeny kay ity nomerao omeny ity tena tsy vitan’ny sady manonto vintana fa mainka aza mampahantra ihany koa. Mahazo fiaramanidina, hono, e ! Angidimby e ! Tandritandremo ihany ry Jean fa izaho aloha efa voan’io tamin’ny 9 taona lasa e !

Marco

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana