Dans la męme rubrique

KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA

16/01/2019

Hanao izay ho afany ny kaominina Antananarivo Renivohitra amin’ny famahana ny fitohanan’ny fifamoivoizana izay nampitaraina ny maro.

KAOMININA ANTANANARIVO RENIVOHITRA

Hamaky ny tohiny...

Resaka fanonganam-panjakana

16/01/2019

Miezaka mivoy indray ankehitriny ireo haino aman-jery frantsay fa fanonganam-panjakana no nitranga teto Madagasikara ny taona 2009. Tafakatra eo amin’ny fitondrana indray, hoy ny gazety Le Monde, ny mpanongam-panjakana mpanefoefo.

Resaka fanonganam-panjakana

Hamaky ny tohiny...

FITSARAM-BAHOAKA

15/01/2019

Raha tsy tonga haingana ny polisy dia efa matin’ny fitsaram-bahoaka ny rangahy iray izay tompon’antoka tamin’ny heloka bevava.

FITSARAM-BAHOAKA

Hamaky ny tohiny...

Mampitaraina sahady

15/01/2019

Mampitaraina sahady ireo mpiara-miasa aminy ny minisitry ny mponina satria dia mbola andrasana hatramin’izao ny valin’ny

Mampitaraina sahady

Hamaky ny tohiny...

NOVONOINA AVY EO NALEVINA

14/01/2019

Novonoina ny tompon’ny fiara dia nalevina tao anaty ala. Izany no nitranga tany amin’ny tanàna kely iray manodidina an’Andranovelona.

NOVONOINA AVY EO NALEVINA

Hamaky ny tohiny...

Miandry fifidianana

12/01/2019

Miandry ny fahavitan’ny fifidianana solombavambahoaka sy ben’ny tanàna izany vao mety hahazo praiminisitra vaovao isika,

Miandry fifidianana

Hamaky ny tohiny...

FAKANA AN-KERINY

11/01/2019

Mpiasa eo anivon’ny minisiteran’ny rano sy ala no nisy naka an-keriny tany Isoanala, distrika Betroka. Vola mitentina 12 tapitrisa ariary no notakian’ireo olon-dratsy mba ho solon’ny ainy.

FAKANA AN-KERINY

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

Fitaterana

24/10/2018

Mbola ho lavitra ezaka ny famahana ny olana mikasika ny fitaterana eto Antananarivo.

Mampikolay ireo mpanjifa hatrany ny hafitsoky ny zotra 135 mampitohy an’Ankadimbahoaka sy Mahazo satria mbola tsy ampy amin’ny 7 ora hariva akory dia efa hody, hono, ry zareo ary hatreo Andravoangy ihany no fetran’ny fahafahany mitatitra olona.

Voafonja

Mijaly ny voafonja eto Madagasikara raha ny tatitra nentin-dry zareo avy eo anivon’ny Amnesty international. Mila fandraisana andraikitra sy fanajariana satria ao ireo nigadra vokatry ny hala-botry madinika kanefa tsy voatsara amin’izao fotoana izao ary ny sasany aza moa dia maty ho azy any am-ponja any mihitsy, raha ny tatitra voaray hatrany.

Politika

Nahafinaritra ireo mpitazana ny nahita ny filalaovana mozika ifarimbonan’ireo kandida ho filoham-pirenena tao anaty tambajotran-tserasera tao. Ny kandida Beriziky teo amin’ny aponga maro anaka, Imbeh teo amin’ny gitara basy ary Radilofe teo amin’ny Piano.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana