Dans la mme rubrique

Tontolon`ny Fitsarana Maniry ny fitohizan`ny fanatsarana natao ny minisitra

16/01/2019

Na dia 7 volana monja aza ny fotoam-piasana izay nitantanan`ny minisitry ny Fitsarana, Rtoa Norovololona Harimisa, dia nisy ny ezaka vitan`ny minisitera tao anatin`ny fotoana fohy.

Tontolon`ny Fitsarana Maniry ny fitohizan`ny fanatsarana natao ny minisitra

Hamaky ny tohiny...

Trafikana volamena Tsy mety tratra ireo tena atidoha

16/01/2019

Malagasy 3 no tratra nitondra volamena milanja 25,5 kilao tany Maorisy ny 10 janoary lasa teo, saika ho any Mumbai (Inde) ny roa raha toa ka nilaza ny ho any Dubai ny iray.

Trafikana volamena Tsy mety tratra ireo tena atidoha

Hamaky ny tohiny...

Andrefambohitra Ampitatafika Razana maromaro natsingevan’ny rano

16/01/2019

Razana maromaro no hitan’ny fokonolona tao Andrefambohitra, Ampitatafika Atsimondrano ny alatsinainy 13 janoary hariva teo.

Andrefambohitra Ampitatafika Razana maromaro natsingevan’ny rano

Hamaky ny tohiny...

Minisiteran’ny ny mponina Gaboraraka ny fitantanana, hoy ireo mpiasa

16/01/2019

Nanao antsoavo tamin’ny filoham-pirenena vaovao sahady omaly ny avy eo anivon’ny sendikan’ny mpiasan’ny minisiteran’ny mponina na SYNAE-Population mba hijery akaiky ny zava-misy ao amin’ny minisiteran’izy ireo.

Minisiteran’ny ny mponina Gaboraraka ny fitantanana, hoy ireo mpiasa

Hamaky ny tohiny...

Lalao Ravalomanana “Ao anatin’ny 100 andro misy asa goavana vita”

15/01/2019

Tonga niarahaba ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra, Lalao Ravalomanana omaly ireo mpiara-miasa akaiky aminy noho ny fahatongavan’ny taona vaovao 2019.

Lalao Ravalomanana “Ao anatin’ny 100 andro misy asa goavana vita”

Hamaky ny tohiny...

Ampijalian’ny delestazy i Toamasina Tsy ampy solika ny Jirama

14/01/2019

Hopitaly kely – Gare routière – Tanambao V – Ankirihiry avaratra sy atsimo – Andranomadio – Cité Valpinson – Cité Haras – Ambohijafy – Asecna – Antseranampasika – Tahity Kely – Rasseta – Ampilaolava – Analamalotra – Ivoloina – Ctht – Lycée Agricole –

Ampijalian’ny delestazy i Toamasina Tsy ampy solika ny Jirama

Hamaky ny tohiny...

Halatra jiro eny amin’ny digin’i Fenoarivo 9 lahy migadra eny Tsiafahy

14/01/2019

Miisa 15 hatreto ny isan’ireo olona efa tratra nangalatra ireo jiro mandeha amin’ny herin’ny masoandro eny an-dalambe eny amin’iny digy mihazo an’i Fenoarivo Atsimondrano iny.

Halatra jiro eny amin’ny digin’i Fenoarivo 9 lahy migadra eny Tsiafahy

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Amnesty International « Ny 55%-n’ny voafonja eto Madagasikara no tsy mbola voatsara »

24/10/2018

Omaly talata 23 oktobra tetsy amin’ny Hotel Carlton Anosy no navoakan’ny Amnesty International tamin’ny fomba ofisialy ny tatitra mahakasika ny fanadihadiana nataon’izy ireo mitondra ny lohateny hoe « Voasazy satria mahantra ».

 Fanadihadiana mahakasika ny fitanana am-ponja vonjimaika tsy ara-drariny, tafahoatra ary mitarazoka eto Madagasikara no notanterahin’izy ireo. Nanambara izy ireo tamin’ny tatitra nataony fa tsizarizary ary mahaontsa ny fepetra fitazomana ny voafonja eto Madagasikara raha tsy hilaza fotsiny ny tsy fahampian’ny sakafo sy ny fahasalamana tsizarizary izay mahatonga ny aretina sy ny fahafatesana. Nanamafy ihany koa ny Amnesty International fa ny ankamaroan’ireo olona voafonja ireo dia tsy voaheloka ary miandry fisarana avokoa. Ny fitsarana heloka bevava aza moa dia tsy mitsara raha tsy in-2 isan-taona monja ihany ka mampisavovona ny olona voatana ao. Antso sy fitakiana fihaonana amin’ny fitondram-panjakana sy ny tompon’andraikitra no nataon’ny mpikambana ao amin’ny Amnesty mba hampihena ny olona voatazona any am-ponja vonjimaika, indrindra hijery manokana ireo mahantra tsy mba manana mpisolovava.

Tsirinasolo

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana