Dans la męme rubrique

FITSARAM-BAHOAKA

15/01/2019

Raha tsy tonga haingana ny polisy dia efa matin’ny fitsaram-bahoaka ny rangahy iray izay tompon’antoka tamin’ny heloka bevava.

FITSARAM-BAHOAKA

Hamaky ny tohiny...

Mampitaraina sahady

15/01/2019

Mampitaraina sahady ireo mpiara-miasa aminy ny minisitry ny mponina satria dia mbola andrasana hatramin’izao ny valin’ny

Mampitaraina sahady

Hamaky ny tohiny...

NOVONOINA AVY EO NALEVINA

14/01/2019

Novonoina ny tompon’ny fiara dia nalevina tao anaty ala. Izany no nitranga tany amin’ny tanàna kely iray manodidina an’Andranovelona.

NOVONOINA AVY EO NALEVINA

Hamaky ny tohiny...

Miandry fifidianana

12/01/2019

Miandry ny fahavitan’ny fifidianana solombavambahoaka sy ben’ny tanàna izany vao mety hahazo praiminisitra vaovao isika,

Miandry fifidianana

Hamaky ny tohiny...

FAKANA AN-KERINY

11/01/2019

Mpiasa eo anivon’ny minisiteran’ny rano sy ala no nisy naka an-keriny tany Isoanala, distrika Betroka. Vola mitentina 12 tapitrisa ariary no notakian’ireo olon-dratsy mba ho solon’ny ainy.

FAKANA AN-KERINY

Hamaky ny tohiny...

Nisoroka ady

11/01/2019

Mitohivakana ny fiarahabana ny filoham-pirenena teo aloha, Marc Ravalomanana, izay milaza ny fahendrena nasehony nanomboka ny 8 janoary teo ka hatramin’izao.

Nisoroka ady

Hamaky ny tohiny...

POLISY MENDRIKA

10/01/2019

Sambany mba nanao fihetsika mendri-piderana ireo polisy. Nahavariana ireo mponina teo Anosy ny nahita polisy efatra mirahalahy nanamboatra ny lalana goaka manoloana ny boriborintany. Asa raha baiko na fandavantena fa izy ireo mihitsy no nandray borety sy nanampina ny lavaka

POLISY MENDRIKA

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

Politika

23/10/2018

Hisy ny fanambarana izay hotontosain-dry zareo avy eo anivon’ny firaisankinan’ireo kandida ho filoham-pirenena anio, raha ny loharanom-baovao iray omaly.

 

 

Mety efa azo an-tsaina ihany moa ny votoatin’izay raha tombanana fa hifantoka bebe kokoa amin’ny fanemorana ny fifidianana.

Anaty fampielezankevitra moa isika ankehitriny ary lojika raha samy mba miezaka ny mampiranty izay fandaharan’asa noraketiny am-boky avy ireo kandida. Lasa ataon’ireo mpikirakira an-tambajtran-tserasera amin’ilay fitenin’ny tanora hoe fanalana kosa ankehitriny ny vinan’asana kandida malaza ho favori iray izay toa miharihary fa tsy miteha-tany.

Fa miverina indray ankehitriny ny adihevitra mikasika ny hoe ity fifidianana ity no ratsy karakara indrindra ary efa mipetrapetraka ny halabato handaniana kandida mpanaparitaka volabe indrindra ao anatin’izao fampielezankevitra izao. Isan’ny feo mandeha ny hoe efa misy vata mangarahara miisa 50.000 any hanoloana ireo tena izy ary efa manaparitaka vola ihany koa hividianana ireo tompon’andraiki-pifidianana ilay kandida.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana