Dans la mme rubrique

GADRA TAFATSOAKA

18/02/2019

Ireto avy ny anaran’ireo gadra tafatsoaka tao amin’ny fonjaben’ny Tsiroanomandidy ny asabotsy lasa teo :

GADRA TAFATSOAKA

Hamaky ny tohiny...

CLAUDINE RAZAIMAMONJY

15/02/2019

Naverina faran’izay maika eny Antanimora i Claudine Razaimamonjy. Izy dia nigadra eny amin’ny fonjan’i Manjakandriana raha ny tokony ho izy.

CLAUDINE RAZAIMAMONJY

Hamaky ny tohiny...

BOADEROZY

13/02/2019

0maly koa dia mbola nisy nidoboka am-ponja vonjimaika ny mpanao trafika bois de rose.

BOADEROZY

Hamaky ny tohiny...

OLO-MALAZA VOATAFIKA

11/02/2019

Olo-malaza roa dia i Michael sy Manou izay samy fantatra amin’ny tontolon’ny zava-kanto noho ny nivoahan’izy ireo tamin’ny Pazzapa tamin’izany no voatafika tetsy Mahitsy.

OLO-MALAZA VOATAFIKA

Hamaky ny tohiny...

TSY MBOLA NIVOAKA NY VOLA

08/02/2019

Tsy mbola nisy vola nivoaka sy nomena ny havan’ireo izay niharam-boina tamin’ny raharaha 7 febroary hatramin’izao.

TSY MBOLA NIVOAKA NY VOLA

Hamaky ny tohiny...

RAY NAMPIJALY NY ZANANY VAVY

07/02/2019

Nidoboka am-ponja ilay raim-pianakaviana izay nampijaly ny zanany vavikely vao valo taona. Nosamborin’ny polisy tao an-tranony izy mivady rehefa nitaraina ny mpiara-monina fa maheno zaza miantso vonjy matetika.

RAY NAMPIJALY NY ZANANY VAVY

Hamaky ny tohiny...

FAMONOANA VADY

07/02/2019

Renim-pianakaviana iray nanindron’antsy teo amin’ny fonin’ny vadiny ka nahafaty ity farany, ny alin’ny 3 febroary tany Ambodimanga , Andapa.

FAMONOANA VADY

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

Politika

13/10/2018

Antoky ny fahamarinan-toeran’ny mpitondra voafidy, hoy ny avy eo anivon’ny CENI, ny fahamaroan’ireo tanora mandeha mifidy.

 

 

 

Mitohy manohy ny fanabeazana ara-pifidianany sy ny fanentanany hifidy hatrany moa ity rafitra ity na dia mandeha aza ny tsikera sy kiana samihafa.

Ry zareo avy eo anivon’ny tolon’ireo kandida 22 kosa dia nitanin’andro tery amin’ny HCC Ambohidahy tery tamin’iny omaly iny. Azo lazaina ho naman’ny mitady gisa mainty ihany moa izy 22 mianadahy ireto rehefa jerena ny fihetsiky ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana sy ny vaomiera misahana ny fifidianana na ny CENI satria ireto farany dia efa nanizingizina fa tsy afaka hamaly ny fitakian’izy ireo intsony.

Fanatanjahantena

Mitohivakana ao amin’ny tambajotra sosialy ao amin’izao fotoana izao ary efa hatry ny omaly ny hafatra kely isan-karazany, na raiki-pohy io na raki-tsary, ho fanohanana ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra izay hiatrika ny lalao mandroso hiadiana ny amboaran’i Afrika any Guinée équatorial anio. Samy manantena vokatra tsara ireo mpankafy satria hita ho miakatra hatrany ny fahavononan’ny Barea.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana