Dans la mme rubrique

HANAZAVA NY CENI

15/10/2018

Hitondra fanazavana momba ny fampielezan-kevitra ny Ceni anio manoloana ny efa tsy fanarahan-dalàna miseho sesilany amin'izao fotoana izao.

HANAZAVA NY CENI

Hamaky ny tohiny...

VONO OLONA TENY TANJOMBATO

13/10/2018

Telo lahy izay mpiasan’ny orinasa afaka haba no tompon’antoka tamin’ny famonoana ho faty mpifankatia tetsy Tanjombato.

VONO OLONA TENY TANJOMBATO

Hamaky ny tohiny...

Politika

13/10/2018

Antoky ny fahamarinan-toeran’ny mpitondra voafidy, hoy ny avy eo anivon’ny CENI, ny fahamaroan’ireo tanora mandeha mifidy.

Politika

Hamaky ny tohiny...

NAMPANGAINA HO JIOLAHY

12/10/2018

Mbola nangalana vola mitentina 600.000 ariary ihany ny havan’ny maty tao Toamasina. Io lehilahy izay notifirina io dia nolazaina fa jiolahy.

NAMPANGAINA HO JIOLAHY

Hamaky ny tohiny...

Kolontsaina

12/10/2018

Etsy amin’ny Fatapera Antaninarenina no fotoana miaraka amin’i Olombelo Ricky ao anatin’ilay fampisehoana takariva nampitondrainy ny lohateny hoe « Eo amorom-parihy ! » anio alina.

Kolontsaina

Hamaky ny tohiny...

RANOMASIN’I MORONDAVA

11/10/2018

Miakatra an-tanàna ny ranomasina ao Morondava hatramin’ny afak’omaly. Izany dia noho ny firotsahan’ny orana be loatra tamin’ny alatsinainy alina teo.

RANOMASIN’I MORONDAVA

Hamaky ny tohiny...

TEZITRA FA TSY NAHAZO VOLA

10/10/2018

Nikorontana ny olona omaly tetsy Ankadindramamy rehefa tsy nahazo ny vola nampanantenain’ny kandidà iray.

TEZITRA FA TSY NAHAZO VOLA

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

Politika

11/10/2018

Notontosaina tetsy amin’ny oniversiten’Antananarivo omaly ny fanokafana ilay hetsika mitondra ny lohateny hoe « Université de la démocratie sociale.

 

 

 ». Ry zareo avy eo anivon’ny rafitra alemanina Friedrich Ebert moa no mikarakara ity hetsika mandritry ny 3 andro ity etsy Ankatso ary hampahafantarina lalindalina, raha ny fanazavana, ny atao hoe demokrasia sosialy.

Saika gaga amin’ny fihetsik’ireo kandida ho filoham-pirenena miisa 22 mikasa ny hanemorana ny fifidianana nefa sady manao propagandy ihany avokoa ankehitriny ireo mpanao politika naneho ny heviny. Misy kosa anefa ireo milaza fa ilaina izany ho fampivelarana ny demokrasia sady fanamafisana fa ilaina ny fifidianana na dia mbola tsy tomombana aza ny fitsipi-dalao.

Mozika

Etsy amin’ny Piment café Antanimena no fotoana hifanomezan’i Olombelo Ricky amin’ireo mpakafy azy rahampitso alina ao anatin’ilay fampisehoana takariva mitondra ny lohateny hoe « Amorom-parihy ». Ho heno amin’io alina io indray izany ireo hira nandrotsirotsy izay 30 taona izay toy ny « Amorom-parihy », mazava ho azy, « Iray lalana », « Taratra hazavana ».

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana