Dans la mme rubrique

Atleta Malagasy hiatrika ny lalaon’ ny nosy 2019 Nosokafana ofisialy ny fampivondronana azy ireo

25/03/2019

Nosokafan’ny fitondram-panjakana Malagasy tamin’ny alalan’ny ministeran’ny tanora sy fanatanjahantena notarihan’ny minisitra Tinoka Roberto tetsy amin’ny Lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena

Atleta Malagasy hiatrika ny lalaon’ ny nosy 2019 Nosokafana ofisialy ny fampivondronana azy ireo

Hamaky ny tohiny...

Fifanintsanana CAN 2019 Resin’i Sénégal 2-0 i Madagasikara

25/03/2019

Lavon’ny Lions de Terenga Sénégal 2-0 ny Barea Madagascar tamin’ny alin’ny sabotsy 23 martsa, tany amin’ny kianja Lat Dior any Thiès Sénégal,

Fifanintsanana CAN 2019 Resin’i Sénégal 2-0 i Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Faha-15 taonan’ny ABQ Voatsodranotenyamin’nyChapelleSoavimbahoaka

25/03/2019

Voatso-dranon’ny Ray ara-panahy, MaoperaAuguste, soaman-tsara tao anatin’ny lamesa natao teny amin’nyChapelle Info Centre de la Salle teny Soavimbahoaka ny sabotsy 23 martsa 2019 teo ny fanombohan’ny fankalazan’ny ABQ “Association du Bas Quartier”

Faha-15 taonan’ny ABQ Voatsodranotenyamin’nyChapelleSoavimbahoaka

Hamaky ny tohiny...

Atletisma-15 km de Tanà Hiverina indray 8 taona aty aoriana

22/03/2019

8 taona indray atyaoriana, hoy ny filohan’ny seksion’ny taranja atletisma eto Antananarivo-Renivohitra Rtoa Nivo Rakotoson,

Atletisma-15 km de Tanà Hiverina indray 8 taona aty aoriana

Hamaky ny tohiny...

Jeunes Sport Events Hikarakara ny « IN­­-SOCCER Inter-Institut » andiany 1

22/03/2019

Ho fitarihana ny tanora mpianatra hanao sy ho tia spaoro dia hikarakara ny hetsika baolina kitra « In-Soccer Inter- Institut » andiany voalohany ny fikambanana « Jeunes Sport Events »

Jeunes Sport Events Hikarakara ny « IN­­-SOCCER Inter-Institut » andiany 1

Hamaky ny tohiny...

Barea sy Sénégal sy ny fifanintsanana CAN 2019 Manana ny heviny ny mpitia baolina kitra Malagasy

21/03/2019

Ho tanterahina any amin’ny kianja Lat Dior any Thiès Sénégal amin’ny sabotsy 23 martsa 2019 ho avy izao amin’ny 10 ora alina eto Madagasikara ny lalao

Barea sy Sénégal sy ny fifanintsanana CAN 2019 Manana ny heviny ny mpitia baolina kitra Malagasy

Hamaky ny tohiny...

Kitram-pirahalahiana iraisam-pirenena Voatanan’ny Uscafoot Analamanga ady sahala ny Mahorais

21/03/2019

Voatanan’ny ekipan’ny Uscafoot Analamanga ady sahala 1 - 1 ny ekipam-pirenena Mahorais tamin’ny lalaom-pirahalahiana iraisam-pirenena nifanaovan’izy ireo tetsy

Kitram-pirahalahiana iraisam-pirenena Voatanan’ny Uscafoot Analamanga ady sahala ny Mahorais

Hamaky ny tohiny...


Sport

Basket Alley Hoop 15 taonan’ny RDJ 96.6 fm Natolotry ny Tale Jeneraly omaly ny lokan’ireo nandresy

11/10/2018

Natolotry ny Tale Jeneralin’ny radio RDJ fm 96.6, Tahiana Rasolojaona « Jaytax », omaly talata tetsy Analakely misy ny foibeny ny lelavola fanampin’ny amboara natolotra an’ireo ekipa tompondaka isaky ny Boriborintany 6 eto Iarivo ka nandray anjara tamin’ilay fifaninanana

 

 

basket Alley Hoop nokarakarain’izy ireo nentina nanamarihana ny faha-15  taonan’ity Onjam-peo ity. Ny ekipan’ny Bcm Ambodinisotry nandresy tao amin’ny  Boriborintany 1 sy ny  Team Way Atsimondrano tompondakan’ny Boriborintany faha-3 no nisolotena an’ireo namany avy amin’ny Boriborintany hafa tamin’izany. Ireo ekipa 1 sy faha-2 isaky ny Boriborintany 6 miampy an’ireo ekipa faha-3  mendrika indrindra 4 no zaraina 4 ka hiatrika lalao isam-bondrona indray amin’ny Play Off ahitana izay 2 voalohany avy hiatrika ny manasa-dalana sy famaranana etsy amin’ny kianja ivelan’i Mahamasina ny 13 sy 14 oktobra izao. Anio etsy amin’ny Karibotel Analakely no hanatanterahana ny antsapaka sy ny fivoriana teknika mikasika an’io lalao Play Off io.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana