Dans la męme rubrique

Alefa foana Jean aa!

25/03/2019

Mankasitraka anao aho ry Jean aloha amin’izao ataonao amin’ny boay kely eto an-tanàna izao fa tena reveko mihitsy aa!

Alefa foana Jean aa!

Hamaky ny tohiny...

Afaka adidy aho

22/03/2019

Io ary ny anareo aloha ry Jean fa dia afaka adidy aho aa ! MP raha mahatsapa tena ianao?

Afaka adidy aho

Hamaky ny tohiny...

Tsy vitan’ny nofinofy io a !

18/03/2019

Eo indray izao ity Jean ity dia hilongilongy be tsy ahitan-teny mihitsy mandram-pahatapitry ny fety. Mba omeo izay vaovao any aminao any aloha fa tsss..!!

Tsy vitan’ny nofinofy io a !

Hamaky ny tohiny...

Maditraditra kely

15/03/2019

Manakory indray ianao aloha ry Jean aa ! Maditra kely hono ianareo ireto ee! Kkkk..!!

Maditraditra kely

Hamaky ny tohiny...

Tampoka..

13/03/2019

Ny tampoka anie ka tsy maha-lehilahy Na mafy be tahaka ny inona miseho ho tena tovolahy Indray mipi-maso anie dia mety hanjavona Koa aza dia tia sehoseho, be avonavona.

Tampoka..

Hamaky ny tohiny...

Andron’ny vehivavy

08/03/2019

Tonga ity ny andron'ny valo martsa niandrasana ela Natokana ho an'ireo vehivavy na ampela Reny nahitana masoandro, nitondra antsika sivy volana Mitaiza sy mamelona, miahy raha sendra olana

Andron’ny vehivavy

Hamaky ny tohiny...

Ataovy ihany ary !

04/03/2019

Miarahaba anao aho ry Jean ! Manao ahoana ianao izay ? Naheno aho mantsy hoe somary nandalo tsy fahasalamana izay ianao knoo !

Ataovy ihany ary !

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Propagandy e !

11/10/2018

Propagandy, propagandy, Milaza ny marina sa mavandy? Mahoraka tokoa ny fampielezan-kevitra Ny eto an-drenivohitra sy fitetezam-paritra.

 

 Fandaniam-bola tsy toko tsy forohana

Fizarana fanomezana, fanambazana ny olona

Fingampingana isan-karazany hita soritra eny ihany

Propagandy goavana, tsy roa aman-tany.

 

Misy ireo tena mamafy harena tsy mihambahamba

Ao ireo be kafiry, mahihitra tsy dia mizara lamba

Ny sasany tsy mbola hita tabilao asa nanakory

Sa miandry fotsiny izay hotohanana ny "deuzieme tour"

 

Miteraka resabe ny fandaniana mihoapampana

Ateraky ny famadihana sy ny fifidianana

Ny andavanandron-dRamalagasy ny omaly tsy miova

Miasa mafy, miasa tsara, mitady vola.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana