Dans la męme rubrique

Pety Rakotoniaina Ho fantatra rahampitso izay hiafarany

25/03/2019

Raha tsy misy ny fiovana dia hiakatra tribonaly rahampitso 26 martsa 2016 i Pety Rakotoniaina, raha ny loharanom-baovao iray.

Pety Rakotoniaina Ho fantatra rahampitso izay hiafarany

Hamaky ny tohiny...

Fampielezan-kevitra any TsaratanĂ na Mampitaintaina tanteraka

25/03/2019

Taorian` ny vono nihatra tamin` ilay kandidĂ  tohan` ny vondrona IRD miaraka ny Filoha Andry Rajoelina tany amin`ny distrika TsaratanĂ na izay namoy ny ainy ny alakamisy lasa teo dia manahy ireo kandidĂ  solombavambahoaka hilatsaka amin` ny fomba atrehina ny fampielezan-kevitra.

Fampielezan-kevitra any TsaratanĂ na Mampitaintaina tanteraka

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana solombavambahoaka Fitoriana 19 nolavin` ny HCC

25/03/2019

Fitoriana miisa roa amin` ireo 21, izay voarain` ny Fitsarana avo momba ny lalĂ mpanorenana (HCC) no mbola tsy namoahany fanapahan-kevitra.

Fifidianana solombavambahoaka Fitoriana 19 nolavin` ny HCC

Hamaky ny tohiny...

Fikambanana Farimbona Ambohimanarina Tsy miala amin-dRamose Todisoa izahay

25/03/2019

Ianao ihany no fantatray, tsy mandray baiko avy amin’izay any ambadika any izahay aloha fa ity no anay, ary Ramose Todisoa no efa namaha ny olanay.

Fikambanana Farimbona Ambohimanarina Tsy miala amin-dRamose Todisoa izahay

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana “Manan-danja ny depiote”

25/03/2019

Efa niaraha-nahalala tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo ny filaharan’ireo kandida amin’ny fifidianana filoham-pirenena.

Marc Ravalomanana “Manan-danja ny depiote”

Hamaky ny tohiny...

Firenena malagasy Mizotra mankany amina krizy indray

25/03/2019

Raha ny tondro eo amin’ny sehatra iraisampirenena ankehitriny dia mizotra ho any amin’ny fahantrana lalina i Madagasikara izay maro amin’ny mponina ao aminy no miaina fidiram-bola latsaky ny 1,90 dolara isan’andro.

Firenena malagasy Mizotra mankany amina krizy indray

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina Filohan’ampahana Malagasy ihany ve ?

25/03/2019

Miala any ny don-tandroka samihafa hoenti-mampandany ny olon-dRajoelina hahazoana ny maro an’isa tsy azo hozongozonina eny amin’ny antenimieram-pirenena.

Andry Rajoelina Filohan’ampahana Malagasy ihany ve ?

Hamaky ny tohiny...


Politique

Rambeloson Christian Erick Manome 12 ora ho an`ny fitondrana…

11/10/2018

Nivoaka tamin`ny fahanginany ny vondron`olona sy fikambanana manoloana ny zava-misy eto amin`ny firenena nilaza ny tandindon-doza ho an`ny firenena.

58 taona izao ny nahazoan`i Madagasikara ny fahaleovantena kanefa tsy mbola nisy politika fampandrosoana mitohy sy maharitra hatramin`izao. Nampiaka-peo Rambeloson Christian Erick manoloana ny olana sedrain`ny firenena. Ampy izay, feno ny kapoaka, hoy izy. Notsikerainy avokoa ny fizotra sy ny fikarakarana ny fifidianana, ny tsy fandriampahalemana, ny kolikoly sy ny fanaraham-pahefana,   ny fanitsahana ny lalàmpanorenana… Nilaza Atoa Ranbeloson Christian Erick fa aleo mba atao ara-dalàna ny fifidianana. Mangataka ny fametraham-pialan`ny filohan`ny HCC, Jean Eric Rakotoarisoa izy.”Mpahay lalàna ianao fa tsy mpanitsaka lalàna”, hoy hatrany ny fanazavana. Ny CENI ihany koa dia tokony hanokatra tsy misy hatak`andro ny lisi-pifidianana. Manome 12 ora an`ny fitondrana sy ireo tompon’andraikitra izy mba handray ny andraikiny manoloana ireo zava-misy eto amin`ny firenena. Miantso ny vahoaka handinika lalina ny zava-misy ary tsy hanaiky hatao fitaovana intsony sy vidiana amin`ny vola sy akanjo. Raha tsy misy ny fandraisana andraikitra, tsy tompon`andraikitra amin`izay zavatra hiseho ireo vondron’olona sy fikambanana ireo. Ireo teboka ireo no navoitran`izy ireo nandritra ny valandresaka tamin`ny mpanao gazety omaly tetsy Antaninarenina

 

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana