Dans la mme rubrique

LOZAM-PIARAKODIA RN4 sy RN13

19/02/2019

Nitrangana lozam-pifamoivoizana fiara mpitatitra olona ny lalam-pirenena faha-4 sy faha-13, omaly. Fiara marika “Sprinter” iray hihazo an’i Mahajanga no tra-doza omaly antoandro tamin'ny faritra Ankazobe, PK 99+400m.

LOZAM-PIARAKODIA RN4 sy RN13

Hamaky ny tohiny...

GADRA TAFATSOAKA

18/02/2019

Ireto avy ny anaran’ireo gadra tafatsoaka tao amin’ny fonjaben’ny Tsiroanomandidy ny asabotsy lasa teo :

GADRA TAFATSOAKA

Hamaky ny tohiny...

CLAUDINE RAZAIMAMONJY

15/02/2019

Naverina faran’izay maika eny Antanimora i Claudine Razaimamonjy. Izy dia nigadra eny amin’ny fonjan’i Manjakandriana raha ny tokony ho izy.

CLAUDINE RAZAIMAMONJY

Hamaky ny tohiny...

BOADEROZY

13/02/2019

0maly koa dia mbola nisy nidoboka am-ponja vonjimaika ny mpanao trafika bois de rose.

BOADEROZY

Hamaky ny tohiny...

OLO-MALAZA VOATAFIKA

11/02/2019

Olo-malaza roa dia i Michael sy Manou izay samy fantatra amin’ny tontolon’ny zava-kanto noho ny nivoahan’izy ireo tamin’ny Pazzapa tamin’izany no voatafika tetsy Mahitsy.

OLO-MALAZA VOATAFIKA

Hamaky ny tohiny...

TSY MBOLA NIVOAKA NY VOLA

08/02/2019

Tsy mbola nisy vola nivoaka sy nomena ny havan’ireo izay niharam-boina tamin’ny raharaha 7 febroary hatramin’izao.

TSY MBOLA NIVOAKA NY VOLA

Hamaky ny tohiny...

RAY NAMPIJALY NY ZANANY VAVY

07/02/2019

Nidoboka am-ponja ilay raim-pianakaviana izay nampijaly ny zanany vavikely vao valo taona. Nosamborin’ny polisy tao an-tranony izy mivady rehefa nitaraina ny mpiara-monina fa maheno zaza miantso vonjy matetika.

RAY NAMPIJALY NY ZANANY VAVY

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

Politika

14/09/2018

Anio no hotanterahina etsy amin’ny biraon’ny CENI Nanisana ny fivoriana mikasika ny fanaraha-maso ny lisitry ny mpifidy eto Madagasikara.

 

 

Ireo masoivoho na iraka avy eo anivon’ny rafitra iraisam-pirenena misahana ireo tany miteny frantsay na OIF moa no hiandraikitra izay fanaraha-maso izay.

Tsy ry zareo avy eo anivon’ny OIF ihany anefa no hisahana izay fanaraha-maso izay fa nanamafy koa ry zareo avy eo anivon’ny fiarahamonim-pirenena omaly fa mba hanana izay mpanara-masony ihany koa izy ireo. Miisa 6050 mahery izy ireo, raha ny voambara tetsy Ambatonakanga omaly.

Kolontsaina

Ny kaompania teatraly malagasy Landy volafotsy sy ny avy atsy La Réunion Lolita Manga no hiara-kisalahy hanatontosa ilay tantara tsangana mitondra ny lohateny hoe Manonoké fanahy etsy amin’ny IFM Analakely rahampitso. Fampivadiana ny tantaran’ny Printsy Manonoké avy eto Madagasikara sy ny tantaran’i La Réunion moa no tanjona, raha ny fanazavana.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana