FJKM Fanasim-piderana Antanimena Andrefana
Nankalaza an’Andriamanitra noho ny jobily faha-150 taona
18/02/2019
1869-2019, feno 150 taona katroka ny FJKM Fanasim-piderana Antanimena Andrefana izay ao anatin’ny synodam-paritany Iarivo Avaradrano.
FJKM Fanasim-piderana Antanimena Andrefana
Nankalaza an’Andriamanitra noho ny jobily faha-150 taona
Hamaky ny tohiny...
Pastera Roger Randriamisata
“Tarihana tsy hino an’Andriamanitra ny Malagasy…”
16/02/2019
Maro ny olona mandika ny loza samihafa miseholany eto amin’ny firenena, izay efa namoizana ain’olona an-jatony mahery ho kapoka na famaizan’Andriamanitra.
Pastera Roger Randriamisata
“Tarihana tsy hino an’Andriamanitra ny Malagasy…”
Hamaky ny tohiny...
Faminanian’ny Akata
« Goaikantitra politika lehibe 3 ho lasan-ko razana »
02/02/2019
Fanairana sy famohazam-panahy ho an’izay matoritory no adidy miandry ny Akata ao anatin’ny enim-bolana manaraka.
Faminanian’ny Akata
« Goaikantitra politika lehibe 3 ho lasan-ko razana »
Hamaky ny tohiny...
Fjkm Lazaina Ranivo Maritiora
14 taona nisedrana olana ara-pitandremana
26/01/2019
12 katroka no nisedra olana ara-pitandremana ny Fjkm Lazaina Ranivo Maritiora ao amin’ny Synodam-paritany Iarivo Avaradrano « SP 19 ».
Fjkm Lazaina Ranivo Maritiora
14 taona nisedrana olana ara-pitandremana
Hamaky ny tohiny...
Pastera Mailhol
“Hahazo vahana maneran-tany ny loza sy ny aretina…”
24/01/2019
Ho henjankenjana ity taona 2019 ity raha araka ny fanazavan’ny pastera Mailhol, filoha mpanorina ny fiangonana Apokalipsy, omaly.
Pastera Mailhol
“Hahazo vahana maneran-tany ny loza sy ny aretina…”
Hamaky ny tohiny...
Fiangonana FJKM
“Aza avela hiteraka fanavakavahana ny loko politika”
21/01/2019
Fotoan-dehibe ho an’ny fiangonana FJKM nentina nitondrana am-bavaka ny taona 2019 omaly 20 janoary. Mpino marobe no namaly ny antso sy nandray ny hafatra sy fampaherezana avy amin’ny filohan’ny FJKM Mpitandrina Irako Andriamahazosoa Ammi.
Fiangonana FJKM
“Aza avela hiteraka fanavakavahana ny loko politika”
Hamaky ny tohiny...
FFKM
Ny Filohan’ny FJKM no hitarika azy
18/01/2019
Fotoan-dehibe ho an’ny fiangonana sy mpino FJKM ny alahady 20 janoary 2019 ho avy izao, hisian’ny fihaonana sy fotoam-pivavahana goavana eny amin’ny kianjaben’i Mahamasina. Hitondrana am-bavaka ny taona 2019 izy io.
FFKM
Ny Filohan’ny FJKM no hitarika azy
Hamaky ny tohiny...