Dans la mme rubrique

Mpamily taksibe mody aloha loatra Mety hiafara amin’ny fisintonana “Permis”

17/07/2019

Azon’ny mpanjifa hatao tsara ny mitaraina eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra mikasika ireo taksibe mody aloha loatra sady tsy mandray olona eny amin’ny tobim-piantsonana fa mandalo fotsiny. Araka ny fanazavan-dRaveloson Landy,

Mpamily taksibe mody aloha loatra Mety hiafara amin’ny fisintonana “Permis”

Hamaky ny tohiny...

Gaboraraka eto Iarivo sy ny manodidina Midina eny an-dalambe hatramin’ny omby

17/07/2019

Miditra an-tsehatra eny amin’ny arabe amin’ny andro atoandro amin’ny 11 ora sy sasany ihany koa ny ombin-tsarety eto Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina.

Gaboraraka eto Iarivo sy ny manodidina Midina eny an-dalambe hatramin’ny omby

Hamaky ny tohiny...

Fiarabe nivarina tanaty hantsana Olona 4 namoy ny ainy

13/07/2019

Nandriaka ny ra tany amin’ny lalam-pirenena faha-42 noho ny lozam-pifamoivoizana mahatsiravina.

Fiarabe nivarina tanaty hantsana Olona 4 namoy ny ainy

Hamaky ny tohiny...

ANOSIBE Zazalahy kely niampita arabe maty voadonan’ny fiara 4x4

13/07/2019

Zazalahy kely iray manodidina ny 12 taona no maty omaly atoandro tokony ho tamin’ny 1 ora teny Anosibe, Boriborintany fahefatra rehefa niampita arabe.

ANOSIBE Zazalahy kely niampita arabe maty voadonan’ny fiara 4x4

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Renivohitra Namboarina ireo takelaby manoro lalana

11/07/2019

Mba hialana amin’ny fitohanana lavareny sy ho fampahafantarana ny olona sy ny mpitatitra rehetra eto Antananarivo Renivohitra amin’ny sehatry ny fifamoivoizana

Antananarivo Renivohitra Namboarina ireo takelaby manoro lalana

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hosoka fitsirihana fiarakodia Niakatra fampanoavana omaly ny telo tamin’ireo tratra

10/07/2019

Omaly no niakatra fampanoavana raha ny loharanom-baovao azo ny telo tamin’ireo olona valo tratra nanao antontan-taratasy hosoka mikasika ny fitsirihana fiarakodia sarona teto an-drenivohitra ny faran’ny herinandro teo.

Taratasy hosoka fitsirihana fiarakodia Niakatra fampanoavana omaly ny telo tamin’ireo tratra

Hamaky ny tohiny...

Fanitaran-dàlana eny Tsarasaotra-Ivandry Nivoaka ny didim-panjakana fandravana trano

05/07/2019

« Noraisina tao amin’ny filan-kevitry ny ministra ny didim-panjakana manambara fa « ilain’ny vahoaka ny asa fanitarana ny arabe Tsarasaotra Ivandry–La City sy ireo sampanany,

Fanitaran-dàlana eny Tsarasaotra-Ivandry Nivoaka ny didim-panjakana fandravana trano

Hamaky ny tohiny...


Fifamoivoizana

Saran-dalana 500 Ar Mbola hivory hifandinika ny UCTU

22/08/2018

Hivory maika handinika ny fiakaran’ny saran-dalan’ireo koperativa sasany eto an-drenivohitra ho lasa 500 Ar ny fivondronan’ireo mpitatitra eto Antananarivo Renivohitra amin’ny talata ho avy izao.

 

 

Hanomboka amin’ny fiandohan’ny volana septambra ho avy izao ka anisan’ny hampiakatra ny azy ny  zotra 133 mampitohy an’Itaosy amin’Analakely sy ny zotra 193 mampitohy amin’Anosimasina Itaosy sy Ampasampito. Fanapahan-kevitr’ireto zotra roa ireto io fampiakarana saran-dalana ho 500 Ar raha araka ny fantatra fa tsy nieran’izy ireo tamin’ny UCTU. Ho an’ny UCTU, raha araka ny fanazavan’Atoa Jean Louis filoha lefitry ny fikambanana dia tsy mbola rava ilay fifanarahana tamin’ny fitondram-panjakana   izay manamafy ny fijanonan’ny saran-dalana ho 400 Ar miaraka amin’ilay  fanampiana 300.000 Ar isaky ny fiara isam-bolana. Efa miomana ny handoa ilay fanampiana volana septambra taona 2017 rahateo ho an’ny mpitatitra ny fanjakana ankehitriny ka ho hita eo izay mety ho tohiny.  Nanamafy Atoa Jean Louis fa miankina amin’ny fivoriana hotanterahin’izy ireo amin’io talata io no hanapahany hevitra na hampiakatra saran-dalana ho 500 Ar avokoa izy ireo na hanohy ny fifanarahany tamin’ny fitondram-panjakana ihany.

 

 

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana