Dans la mme rubrique

FATY HITA TEO AMORON-DRANO

18/06/2019

Fatim-behivavy tokony ho eo amin’ny 18-20 taona eo no hitan’ny fokonolona teo amin’ny

FATY HITA TEO AMORON-DRANO

Hamaky ny tohiny...

MAY NY CNAPMAD

14/06/2019

Kilan’ny afo ny efitra iray tao amin’ny orinasam-panjakana Cnapmad, tetsy Andranomahery, omaly maraina.

MAY NY CNAPMAD

Hamaky ny tohiny...

MMV

14/06/2019

Tsy hametraka fitoriana intsony izahay, hoy ry zareo avy eo anivon’ny fikambanana MMV amin’ny resaka fifidianana eto amin’ny firenena satria leo an’ilay azo raisina fa tsy mitombina.

MMV

Hamaky ny tohiny...

FITOHANAN’NY FIFAMOIVOIZANA

13/06/2019

Nampiteny ny moana ny fitohanan'ny fifamoivoizana teto an-drenivohitra omaly.

FITOHANAN’NY FIFAMOIVOIZANA

Hamaky ny tohiny...

MIARAMILA NIDOBOKA AM-PONJA

12/06/2019

Tafiakatra 34 ny miaramila nidoboka am-ponja noho ny fanaovana heloka bevava nandritry ny hetsika fampandrian-tany nanerana ny nosy.

MIARAMILA NIDOBOKA AM-PONJA

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana ben’ny tanàna

12/06/2019

Vinavinaina ho amin’ny volana oktobra ho avy izao ny fifidianana ben’ny tanàna eto Madagasikara.

Fifidianana ben’ny tanàna

Hamaky ny tohiny...

HALA-JAZA ENY AMBOHIBAO SY TALATAMATY

11/06/2019

Mikorotan-tsaina tanteraka ny ray aman-dreny monina eny amin’ny manodidina an’Ambohibao sy Talatamaty ankehitriny.

HALA-JAZA ENY AMBOHIBAO SY TALATAMATY

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

NITETY FOKONTANY

02/08/2018

Omaly dia nitety fokontany tao amin’ny boriborintany faha 5 ny depiote Clarisse Rasendrandrazana ary niresaka tamin’ireo vahoakany toy ny teny amin’ny toby fanasan-damba sy ny tsena.

 Nanazava moa izy fa dia ny tenany no nandimby ny depiote Guy Rivo Randrianarisoa ary vonona hanohy ny asany rehetra.

KANDIDAN’NY HAFARI

Raha ny fandaharam-potoana dia naniry ny hisantatra ny fanaterana dosie maha kandida ho filoham-pirenena azy tetsy amin’ny fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana na HCC ihany koa omaly ny filohan’ny Hafari Malagasy, Jean Nirina Rafanomezantsoa. Noho ny resaka izay mampifanolana azy amin’ny fitandroana ny filaminana anefa dia mbola nisy ny raharaha nihazona azy teny Fiadanana omaly ka tsy nahafahany nanao izay, raha ny vaovao voaray.

MAITRE OLALA

Anio no hiverina etsy amin’ny holafitry ny mpisolovava etsy Anosy indray ny Mpisolovava, Willy Razafinjatovo sy ireo namany 19 isa hohadihadiana mikasika fitarainana izay nihatra tamin’izy ireo. Ho fantatra anio moa na hitohy amin’ny filankevi-pitsipika na Codis ny raharaha na tsia.

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana