Dans la mme rubrique

Manasa-dalan’ny « Telma Coupe de Madagascar » Etsy Mahamasina no fotoana amin’ny alahady izao

25/09/2018

Taorian’ny andro faran’ny lalao poule des As notanterahina teny Vontovorona tamin’ny alahady 23 septambra lasa teo izay niteraka resabe

Manasa-dalan’ny « Telma Coupe de Madagascar » Etsy Mahamasina no fotoana amin’ny alahady izao

Hamaky ny tohiny...

Basket Vehivavy -U 16 any Farafangana Mitarika ny Cospn 2 Atsinanana sy Mb2All Analamanga

25/09/2018

Mitarika an’isa ny vehivavin’ny Cospn 2 Atsinanana ao amin’ny vondrona A sy ny Mb2All Analamanga ao amin’ny vondrona B taorianan’ireo andro roa

Basket Vehivavy -U 16 any Farafangana Mitarika ny Cospn 2 Atsinanana sy Mb2All Analamanga

Hamaky ny tohiny...

Baolina kitra vehivavy tany Itasy Lasan’ny kaominina Betanimena Ambohikinga ny amboara

25/09/2018

Tao amin’ny kianjan’ny Oniversite Faliarivo, Distrikan’ny Soavinandriana Faritra Itasy, no notanterahana ny lalao famaranana baolina kitra vehivavy Fisandratana ny alahady 23 septambra 2018 lasa teo.

Baolina kitra vehivavy tany Itasy Lasan’ny kaominina Betanimena Ambohikinga ny amboara

Hamaky ny tohiny...

Rugby Amboaran’ny Fifankatiavana Lasan’ny CPI Isotry ny omby mifahy

25/09/2018

Lasan’ny fileovana CPI Isotry ny omby mifahy natao amboara teo amin’ny lalao rugby niadiana ny amboaran’ny Fifankatiavana nokarakarain’ny seksion’ny

Rugby Amboaran’ny Fifankatiavana Lasan’ny CPI Isotry ny omby mifahy

Hamaky ny tohiny...

FIKAMBANANA TERRES EN MELEES Nahazo ilay mari-pankasitrahana « le prix Beyond Sport Global Award »

25/09/2018

Fikambanana iray miezaka mampiroborobo ny taranja Rugby ho an’ny vehivavy ny fikambanana « Terres en mêlées ».

FIKAMBANANA TERRES EN MELEES Nahazo ilay mari-pankasitrahana « le prix Beyond Sport Global Award »

Hamaky ny tohiny...

Rallye RIM 2018 Mbola i Rivo sy Ando ihany no nahery

24/09/2018

Nikatona ny sabotsy 22 septambra teo tao amin’ny Fanalamanga ao Tsirinala Moramanga ny ridaon’ny fifaninanana rallye RIM 2018 na ny RIM andiany faha-39.

Rallye RIM 2018 Mbola i Rivo sy Ando ihany no nahery

Hamaky ny tohiny...

Poule des As 2018 Nivoaka ny kianja teo amin’ny minitra faha-82 ny Fosa Junior

24/09/2018

Nifarana ny faran’ny herinandro teo ny fifaninanana Poule des As ao anatin’ny “Thb Ligue des Champions Malagasy 2018”.

Poule des As 2018 Nivoaka ny kianja teo amin’ny minitra faha-82 ny Fosa Junior

Hamaky ny tohiny...


Sport

Karate Federaly Fihezama Mahavelom-bolo ny zava-bitan’ireo tanora

31/07/2018

Mahavelom-bolo ny zava-bitan’ireo tanora tamin’ny hetsika karate ny « Challenge ceinture marron » lahy sy vavy sy ny « Open Cadet/Junior » nokarakarain’ny sampana federaly karate-do Fihezama teny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano ny sabotsy 28 sy ny alahady 29 jolay teo, hoy ny filohany Randretsa Faly.

 

 Azo ambara,  hoy izy,  fa azo antoka ny hoavin’ity taranja ity atsy ho atsy tamin’ny fisian’ireo mpandimby nampiseho teknika tena avo lenta tokoa.. Mpikatroka nahatratra 146 avy amin’ny klioba 32 no tonga nandray anjara tamin’ny hetsika . Amin’ny 18 sy 19 aogositra 2018 indray  mihaona ao amin’ity toerana ity amin’ny fanatanterahana ny « Coupe de vacances » karate fihezama ihany.

Ireo tompondaka :

Cadette : Tsiory (Shobukan) ; Cadet : Manankaja (Makawa Centrale)

Junior vehivavy : Sarah (Akka Avaradrano)  ; Junior lehilahy : Princy (Asemblée Nationale)

Ceinture Marron vehivavy : -50kg-Evasoa (Ny Havana)  ; -55kg-Voary (Akka Mahitsy) ; Vatosoa (Makawa Centrale)  ;  -68kg-Alicia (Makawa Cendtrale) Ceinture Marron lehilahy : -60kg-Haja (Team Ambohimanarina)  ; -67kg-Cedria (Sporting)  ; -75kg-Sedera (Akkawa Mahitsy) ; -84kg-Zo (Tiger’s)  ; +84kg-Haja (Makawa Centrale)

 

Ntsoavina Evariste


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana