Dans la mme rubrique

MPIAMBINA KANDIDA

25/09/2018

Hifandrombahan’ny kandidà ny fangalana mpiambina akaiky, taorian’ilay filankevitry ny minisitra nanome alalana azy ireo ny hisitraka izany.

MPIAMBINA KANDIDA

Hamaky ny tohiny...

Kolontsaina

25/09/2018

Etsy amin’ny Plaza Ampefiloha no fotoana amin-dry zalahy eo anivon’ny tarika Quator square no hankalaza ny faha 1 taona ny alahady izao.

Kolontsaina

Hamaky ny tohiny...

RAMATOA HITA FATY TENY ANDRAISORO

24/09/2018

Ramatoa iray manan-janaka roa ary manodidina ny telopolo taona eo, no hita faty tetsy Andraisoro.

RAMATOA HITA FATY TENY ANDRAISORO

Hamaky ny tohiny...

Kolontsaina

24/09/2018

Ny masoandro mody no nampalahelo niarahana tamin-dry zalahy tarika Ambondrona tetsy Mahamasina omaly.

Kolontsaina

Hamaky ny tohiny...

Politika

20/09/2018

Isan’andro dia nanana fandaharam-potoana foana tato ho ato ny avy eo anivon’ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana na ny CENI.

Politika

Hamaky ny tohiny...

VAOVAO MAMPALAHELO

20/09/2018

Nodimandry omaly maraina i Christophe Haja, mpanao gazety avy ao amin’ny RTA rehefa avy narary tampoka ary naiditra teny amin’ny HJRA.

VAOVAO MAMPALAHELO

Hamaky ny tohiny...

Anjanahary II N

19/09/2018

Mitohy hatrany ny fanadiovana tanàna tanterahin-dry zareo avy eo anivon’ny boriborintany faha-5.

Anjanahary II N

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

FIFIDIANANA FILOHA

31/07/2018

Anisan’ny kandida hilatsaka hofidiana Filoham-pirenena i Jean Félicien Korodo.


Milaza ny tenany fa manana vina dia ny hanome 7 hetsy isan-tokantrano sy isam-bolana no tanjona lehibe ho azy. Mety hivaha ny olana maro, toy ny an’ny mpampianatra io, raha izany tokoa no tanteraka an ! 

SARAN-DALANA 500AR

Hatramin’ny omaly, dia nilaza ny hampihatra ny saran-dalana ho 500 ariary ny kaoperativa FMA ahitana ny kaoperativa Mirindra (194-163), Mihary (165), Sitraka (109), Kofitama (143), Mitambatra (166) ary Onja (192) manomboka rahampitso alarobia 01 aogositra. Andrasana ihany koa na hiova ny vidin-tsolika na hijanona amin’io ihany.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana