Dans la mme rubrique

Iray volana nitondran-dRajoelina Mitamberina sahady ny tetezamita

19/02/2019

Iray volana katroka anio 19 febroary no nitondrana ny firenena i Andry Rajoelina sy ny ekipany.

Iray volana nitondran-dRajoelina Mitamberina sahady ny tetezamita

Hamaky ny tohiny...

Vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana “Mila ampitomboina ny tetibola”, hoy i Serge Zafimahova

19/02/2019

3% monja amin`ny tetibolam-panjakana no natokan`ny fanjakana ho an`ireo rantsamangaikan`ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana.

Vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana “Mila ampitomboina ny tetibola”, hoy i Serge Zafimahova

Hamaky ny tohiny...

Fikambanana Nosy Malagasy “Tsy maintsy azo ireo nosy manodidina.”

19/02/2019

Nangingina tao ho ao ny fikambanana nosy Malagasy na ANM tarihin’ny filohany, Arlette Ramaroson, izay nitaky ny hamerenana ireo nosy manodidina an’i Madagasikara.

Fikambanana Nosy Malagasy “Tsy maintsy azo ireo nosy manodidina.”

Hamaky ny tohiny...

Baolina kitra D-1 any Boeny Mitarika ny Fosa Jr Elite taorian’ny andro faha--7

19/02/2019

Taorian’ny andro faha-7 amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ligin’ny baolina kitra any Boeny sokajy D-1 notontosaina tamin’ny sabotsy 16 sy alahady 17 febroary lasa teo tao amin’ny kianja

Baolina kitra D-1 any Boeny Mitarika ny Fosa Jr Elite taorian’ny andro faha--7

Hamaky ny tohiny...

Lalatiana Rakotondrazafy Mihantsy ady amin’ny MAPAR ?

18/02/2019

Handrotsaka kandida depiote any Antsirabe, Tsiroanomandidy, Toamasina, Fenoarivo Atsinanana, Sainte Marie, Manakara,

Lalatiana Rakotondrazafy Mihantsy ady amin’ny MAPAR ?

Hamaky ny tohiny...

Lisi-pifidianana Nanesorana anarana maherin`ny 200 000 isa…

18/02/2019

Nifarana ny zoma 15 febroary lasa teo ny fandraketana ny anarana anatin`ny lisi-pifidianana ary hatao ny sonia hamaranana vonjimaika ny lisi-pifidianana eny anivon`ny rantsamangaikan`ny CENI amin`ny distrika (CED), ny 28 febroary ho avy izao.

Lisi-pifidianana Nanesorana anarana maherin`ny 200 000 isa…

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Voaporofo fa marina hatrany ny teniny

18/02/2019

Maro no efa nahatsapa fa marina ary tsy azo lavina ny tenin’i Marc Ravalomanana, mila mifampiresaka, ampanginina ny hambom-po vao afaka tena miroso amin’ny fampandrosoana.

Marc Ravalomanana Voaporofo fa marina hatrany ny teniny

Hamaky ny tohiny...


Politique

Lalàna mifehy ny fifidianana Diso tetika ny HVM

31/07/2018

Mipoitra avokoa ireo kandidà azo heverina fa ho “favori” amin`ny fifidianana manaraka. Efa mitety faritra hatrany ireo handray anjara na dia misy aza ireo tsy nanao fanambarana ofisialy.

 

 Tsikaritra fa diso kajy ihany tamin`ny fampandaniana ny lalàm-pifidianana ny HVM satria natao ny amboletra rehetra amin`ny handresena amin`ny fifidianana. Mihevitra azy ho henjana tokoa ny antoko HVM ka natao fotsiny  amin`izay mahametimety ny fitondrana ny raharaha. Hita taratra anefa fa tsy mamim-bahoaka intsony ny antokon’ny fitondrana ary tena misy ny kandidà hafa mahazaka olona maro kokoa amin’ny famelabelarana ny vinam-piarahamoniny na dia tsy afaka mampiasa fahefam-panjakana sy manao tsindry bokotra aza.Teboka niaingan’ny tolona ho an’ny fanovana ka nanovana ny governemanta iny kitoatoa tamin’ny fandaniana ny lalam-pifidianana iny izay nitarika tranga maro samihafa tsy tao anaty kajin’ny HVM.Tranga izay azo antoka fa vao miha nampitombo ny fahasosoran’ny vahoaka amin’ny mpitondra manga kravaty.Voan`ny ataony ihany ny antoko HVM amin`ny kajikajy politika diso tafahoatra.

Marigny A.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana