Dans la męme rubrique

Taratasin’i Jean Ra zato !

21/06/2019

Dia ahoana Ra zato aaa ! Oadray ! Ra Jean mantsy e ! Azafady indrindra re fa tena donto be an’ilay famakafakan’ilay sakaizanao tao amin’ny onjampeo omaly iny aho a !

Taratasin’i Jean Ra zato !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Soava dia !

19/06/2019

Eny ary ry Jean ! Tonga ity ilay fotoana ka dia mirary soa anao. Soava dia e !

Taratasin’i Jean Soava dia !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Mba mihainoa, hoy aho !

17/06/2019

Manakory ianao ry Jean ! Mafy ianareo. Miaiky aho izay. Iza tamin’ireo nodimbiasanareo ireo no ataonao filamatra amin’izao

Taratasin’i Jean Mba mihainoa, hoy aho !

Hamaky ny tohiny...

Mody adala indray ee !

14/06/2019

Mahita tenenina foana ianareo ity ry Jean ka ! Izay sipa nokaotinareo tamin’ny fahatanoranareo angamba tonga dia iray andro daholo dia zaka.

Mody adala indray ee !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Efa hoe fanohanana !!

12/06/2019

O ry Jean a ! Ianareo ve tena minia tsy mahazo an’ilay fanentanana sa efa mahafaly anareo mihitsy ilay manakiana lava e ? Ilay izy efa hoe fanohanana no atao fa tsy misy idiran’ny resaka manana sy tsy manana.

Taratasin’i Jean Efa hoe fanohanana !!

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Ady mitsatsaka

24/05/2019

Tena hita mihitsy ianareo ry Jean fa mbola boay kely a ! Izay dia manao ady mitsatsaka fotsiny nefa nilokaloka ery tary aloha tary hoe lalao madio no hiarahanay amin’i Papa.

Taratasin’i Jean Ady mitsatsaka

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Fahasahiana ity anao ity ry Jean a !

22/05/2019

Miarahaba anao indray aho ry Jean ! Midera ny fahasahianao mihitsy aho rangahy marina a !

Taratasin’i Jean Fahasahiana ity anao ity ry Jean a !

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Lasa aiza ?

13/07/2018

Jean aa ! Jean oo ! Lasa aiza ianao ee ? Izay dia antsoina tsy mamaly.

Andefasana raikipohy fa e e e ! Fa angaha ianao tsy hoe hiditra amin’ity revy ity indray ee ? Fa lasa aiza daholo ilay kozinao taloha ireny ee ! Na inon-kidona na inon-kihatra dia tsy maintsy hilatsaka aho ee ! Na tsy fantatra aza ny daty dia efa isany aho ee ! Hay tokoa moa ianao isan’ny nitsipaka ny hanaovan’azy ity mialoha indray koa ! Fa na izany aza ee ! Ny akamanao rehetra ireo mbola mijoro fa ianao tsy hita. Tena malahelo anao mafy mihitsy anie izahay ry Jean ee ! Ha ha ha.. !! Sao dia mba naninonaninona any ary iny Jean iny hoy ry lerony. Sao dia namoifo, sanatria ? Fantatro anefa aloha fa tsy izany ee ! Mbola henoko maneno ilay finday dia efa nilamina ny saiko. Io ihany anie ilay efa nahavoa anareo hatramin’izay ry Jean ee ! Dia mbola hanamarin-tena fa tsy mersenera ihany ve ?

Marco

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana