Dans la męme rubrique

Ady amin’ny gaboraraka Tena mafy ny miandry izay ho ben’ny tanànan’Iarivo

18/09/2019

Ny 24 septambra ho avy izao no ho fantatra ny lisitr’ireo kandida nahafeno fepetra hiatrika ny fifidianana ben’ny tanàna amin’ny 27 novambra.

Ady amin’ny gaboraraka Tena mafy ny miandry izay ho ben’ny tanànan’Iarivo

Hamaky ny tohiny...

KandidĂ  IRD Hialokalofan`ny mpamadika palitao

18/09/2019

Amin`ny 24 septambra izao no hivoaka ny tatitra ofisialy havoakan` ny CENI momba ireo kandidĂ  hirotsaka hofidiana ben`ny tanĂ na ary

KandidĂ  IRD Hialokalofan`ny mpamadika palitao

Hamaky ny tohiny...

Maitre Olala « Famitahana vahoaka foana ve no iainana eto ? »

18/09/2019

Mahagaga, hoy ny mpahay lalàna, Willy Razafinjatovo na Maitre Olala, fa efa tamin’ny 9 jolay no tafapetraka tao amin’ny biraon’ny fitsarana

Maitre Olala « Famitahana vahoaka foana ve no iainana eto ? »

Hamaky ny tohiny...

Mpanolotsain`ny tanĂ na Manana andraikitra goavana

18/09/2019

Ny lalĂ mpanorenana ao amin`ny and. faha 150-151 dia mamaritra ny andraikitry ny vondrombahoakam-paritra itsinjaram-pahefana. Mizara roa ny ao amin`ny tanĂ na.

Mpanolotsain`ny tanĂ na Manana andraikitra goavana

Hamaky ny tohiny...

Madagasikara Tsy hita taratra ny fampiharana ny demokrasia

18/09/2019

Krizy politika fahadimy no andalovan`i Madagasikara taorian`ny famerenana ny fahaleovantenany. Ireo krizy nifanesy, nanomboka ny taona 1972 hatramin`ny aprily 2018,

Madagasikara Tsy hita taratra ny fampiharana ny demokrasia

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana Tsy mora ny maka ny fon’Antananarivo

18/09/2019

Ny fanamarihana azo aroso raha ny vokatra teto Antananarivo rehefa fifidianana no raisina dia tsy midika ho fandresena avy hatrany ny famoriana vahoaka.

Fifidianana Tsy mora ny maka ny fon’Antananarivo

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana ho avy “Hamaritra ny politika eto Madagasikara”

16/09/2019

Ity fifidianana ho avy ity no hamaritra indray ny politika eto Madagasikara, hoy ny kandida ho mpanolontsain’ny tanàna eto Antananarivo, Nantenaina Rakotonirina, raha nanontaniana mikasika ny fahitany izany fifidianana izany.

Fifidianana ho avy “Hamaritra ny politika eto Madagasikara”

Hamaky ny tohiny...


Politique

Kandida ho filoha Inona avy ary ireo antontan-taratasy tsy maintsy omanina ?

13/07/2018

Tahaka izao manaraka izao ireo antontan-taratasy tsy maintsy omanin’izay kandida ho filoha :

Taratasy manambara ny filatsahan-kofidiana, kopia nahaterahana (lava) na dika mitovy amin’ny kara-panondrom-pirenena, taratasy manambara fa mizaka ny zom-pirenena Malagasy, ny Bulletin N 3 izay manamarina fa tsy mbola nisazy; dika mitovy amin’ny kara-pifidianana na taratasy manamarina fa ao anatin’ny lisitry ny mpifidy, fanamarinana momba ny  fandoavan-ketra avy any amin’ny sampandraharahan’ny hetra, taratasy fanambarana avy amin’ny kandida fa nahaloa ara-dalàna ny hetra sy ny haba rehetra izy tao anatin’ny 3 taona, fanambarana momba ny fananana trano sy ny loharanom-bola, taratasy fanamarinam-ponenana manaporofo fa nonina teto Madagasikara tao anatin’ny enim-bolana mialoha ny daty farany handraisana ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana, taratasy fanendrena ny kandida avy amin’ny antoko politika mijoro ara-dalàna araka ny lisitra eny amin’ny minisiteran’ny atitany, fanambarana manaiky fa hanaja ny fepetra rehetra voalazan’ny lalàmpanorenana, taratasy fanamarinana fa efa nandrotsaka ilay fandraisan’anjara 50 tapitrisa ariary, ny endriky ny bileta tokana sy ny mombamomba ny kandida, fanambaram-pananana ho an’ireo voatondron’ny lalàna fa tsy maintsy manao izany, ary farany dia fanambarana fa manaiky ny fepetra momba ny famatsiam-bola amin’ny fifidianana, ny mangarahara momba izany ary ny ady amin’ny famotsiam-bola.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana