Dans la męme rubrique

Mpanasa atidoha

19/07/2018

Miarahaba anao am-panajana be aho ry Jean ! Aza dia zatra ny lalan-dririnina ho aho ianao ! Mba miteny ihany aho. Aiza kosa ry Jean no dia ny fomba fanaonareo tamin’ny 20 taona lasa ihany ve no mbola ho ampiharina mandrak’ankehitriny ee ?

Mpanasa atidoha

Hamaky ny tohiny...

Miverina amin’ny maha zatra

17/07/2018

Tapitra iny ny baolina kitra eran-tany, Nisy ny mangidy dia tao koa ny mamy Ny resy tsy akoraina ny mpandresy tsy hobiana Afaka efa-taona indray mihaona am-pifaliana.

Miverina amin’ny maha zatra

Hamaky ny tohiny...

Mody adala

16/07/2018

Ha ha ha ! Izao rangahy maka anao ry Jean a ! Tena mahatsikaiky ahy ianao e ! Mody asianao an’ity rey olona isaky ny mihetsika rehefa miteny ity. Reveko iny an !

Mody adala

Hamaky ny tohiny...

Lasa aiza ?

13/07/2018

Jean aa ! Jean oo ! Lasa aiza ianao ee ? Izay dia antsoina tsy mamaly.

Lasa aiza ?

Hamaky ny tohiny...

Sao dia manamaina marina aza ?

09/07/2018

Mbola tena milamina marina ve aloha ianareo ao ry Jean a ? Sao dia manamaina marina ary le ?

Sao dia manamaina marina aza ?

Hamaky ny tohiny...

Miketrika loza

07/07/2018

Miarahaba Jean a ! Manakory ny fiainana ao ? Reko fa toa miketrika mafy mihitsy ianao ny amin’ny hifikirana eo amin’ny seza a ! Toa hoe raha tsy azo antoka hahomby ny ketrika dia hahemotrareo indray ilay daty ka hahitana fika foana.

Miketrika loza

Hamaky ny tohiny...

Ilay daty

06/07/2018

Tapaka ary ny daty hanaovana ny fifidianana Ilay andro nodradraina mafy hisian'ny fanovĂ na. Toa maromaro ihany ireo mikasa hofidiana Na bodo na adala samy mba naneho ny vinavina.

Ilay daty

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Kitra sy fifidianana e !

11/07/2018

Baolina kitra eran-tany no mahoraka amin'izao Betsaka ireo diso fanantenana tamin'ireo ekipa nandao Toa ireo kalaza lahy manko no nihintsana avokoa Mampieritreritra tena mampikaon-doha.


Ary ity fifidianana filoha sao mba hitovy amin'izany ?

Hoe ireo antoko mafy be no tsy ho lany.

Angamba dia hisy ho be sinema

Hikorisa elabe mody hikodiadia amin'ny tany.

 

Hatreto aloha ireo fantatra fa hirotsaka

Toa tsy dia maharesy lahatra mifangaro voraka

Ao ireo efa nambotry firenena mbola miseho ho favy

Efa hita fa voalavo izao mbola milaza hoe ramanavy.

 

Iza ary no ho tompondaka eran-tany amin'ity baolina boribory ?

Ary iza ilay ho filoha vaovao hanavotra sa mainka hampahory.

Samia velon'aina isika mianakavy hahita ny ampitso

Fifidianana filoha sy ady baolina kitra.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana