Dans la mme rubrique

KIANTRANOANTRANO

09/04/2019

Fanadihadiana anatiny fotsiny ihany izay mifandraika amin’ny fitsipi-pifehezana no hatao amin’ireo polisy nahiana ho nahavanon-doza tany Maroantsetra.

KIANTRANOANTRANO

Hamaky ny tohiny...

NITENY NY VADIN’ILAY KANDIDA VOATIFITRA

04/04/2019

Nivoaka tamin’ny fahanginany ny vadin’ilay kandidà izay maty notifirina tany Tsaratanàna. Manahy mafy izy ireo fa mety havotsotra atsy ho atsy ilay kandidà hafa izay voarohirohy ho atidoha nikotrika ny famonoana.

NITENY NY VADIN’ILAY KANDIDA VOATIFITRA

Hamaky ny tohiny...

NITORY NY FIANAKAVIAN’ILAY KARANA VAVY

27/03/2019

Omaly no nametraka ny fitoriana teo anivon’ny BC etsy Anosy ny fianakavian’ilay ramatoa karàna vavy Rehana Dinmamod izay nisy namono ny alahady tolakandro teo.

NITORY NY FIANAKAVIAN’ILAY KARANA VAVY

Hamaky ny tohiny...

TAVOAHANGY MALOTO

25/03/2019

Tavoahangy feno pipi atsipy eny amin’ny olona, olona afaka mitondra labiera sy toaka ary miteraka fahamamoana etsy sy eroa.

TAVOAHANGY MALOTO

Hamaky ny tohiny...

BILETA TOKANA

21/03/2019

Ahitana karazany telo ny bileta tokana ho ampiasaina amin’ny fifidianana solombavambahoaka hoy ny Ceni. Na atao A 3 na A4 na A5 ny bileta tokana izay ho atonta manomboka amin’ny 26 marsa izao.

BILETA TOKANA

Hamaky ny tohiny...

LOZAM-PIFAMOIVOIZANA RN4

20/03/2019

Efatra no naratra vokatry ny lozam-pifamoivoizana niseho teny amin’ny lalam-pirenena faha-efatra. 44 km hiditra an’ i Mahajanga ny marainan’ny omaly talata 19 martsa tokony tamin’ny 6ora maraina. Fiarakodia fitateram-bahoaka mampitohy an’Antananarivo sy Mahajanga ity tra-doza ity. Marihina fa tsy nisy aina nafoy.

LOZAM-PIFAMOIVOIZANA RN4

Hamaky ny tohiny...

ZANDARY MATY AM-PERINASA

19/03/2019

Zandary iray indray no lavo am-perinasa. Tany Tsaratanàna raha nanara-dia dahalo no nisy tifitra tampoka avy ao anaty kizo nahazo ny zandary mpianatr’asa antsoina hoe Rakotomalala Dera Théogène, 25 taona ary mbola mpitovo.

ZANDARY MATY AM-PERINASA

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

St VINCENT de PAUL AMBATONILITA

09/07/2018

Mitohy hatrany ny hetsika fandavan’ireo mpianatra sy ray aman-drenin’ny mpianatra ary maintimolaly nandalo nandranto fianarana teo anivon’ny lisea St Vincent de Paul Ambatonilita ny fanakatonana ity toeram-panabeazana nahavita be tao anatin’ny 120 taona ity. Ny sabotsy teo izy ireo dia nampiaka-peo teny an-toerana indray ary nampahatsiahy fa efa maro ireo olomanga nivoaka avy eo anivon’ny sekoly.

LATSA-DANJA

Miaiky ny rehetra fa miha latsa-danja hatrany tokoa izay tontolon’ny fanabeazana izay raha mijery ny zava-misy eto amintsika ankehitriny. Porofo ankoatr’io mitranga eny Ambatonilita io ihany koa ny mbola fiatoan’ny fampianarana ankapobeny manerana ny nosy, indrindra, eny amin’ireo sekolim-panjakana. Toa resaka fotsiny ny an’ny mpitondra hoe zava-dehibe ny fanabeazana sy ny kolontsaina saingy miharihary ankehitriny fa efa ho any am-paladian’ny mpitondra izany.

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana