Dans la męme rubrique

Inona indray ary ity ?

15/04/2019

Dia ahoana ra Jean a ! Fa inona indray ity kozinao ity e e ? Fa maninona ary no dia hampianarina an’ireny sahady ny zaza ? Dia tena nilaina ve ny nampidera iny sarina voninkazo malaza ho manintona iny teo ?

Inona indray ary ity ?

Hamaky ny tohiny...

Tsy atao kilalao

27/03/2019

Solombavambahoaka, antenimieram-pirenena, depiote Zay ndray zao no mahoraka, resaka mandeha Seza maromaro no hiadivana sy hozaraina amin'izany Antoko vitsivitsy mifaninana, miezaka ny ho lany.

Tsy atao kilalao

Hamaky ny tohiny...

Alefa foana Jean aa!

25/03/2019

Mankasitraka anao aho ry Jean aloha amin’izao ataonao amin’ny boay kely eto an-tanàna izao fa tena reveko mihitsy aa!

Alefa foana Jean aa!

Hamaky ny tohiny...

Afaka adidy aho

22/03/2019

Io ary ny anareo aloha ry Jean fa dia afaka adidy aho aa ! MP raha mahatsapa tena ianao?

Afaka adidy aho

Hamaky ny tohiny...

Tsy vitan’ny nofinofy io a !

18/03/2019

Eo indray izao ity Jean ity dia hilongilongy be tsy ahitan-teny mihitsy mandram-pahatapitry ny fety. Mba omeo izay vaovao any aminao any aloha fa tsss..!!

Tsy vitan’ny nofinofy io a !

Hamaky ny tohiny...

Maditraditra kely

15/03/2019

Manakory indray ianao aloha ry Jean aa ! Maditra kely hono ianareo ireto ee! Kkkk..!!

Maditraditra kely

Hamaky ny tohiny...

Tampoka..

13/03/2019

Ny tampoka anie ka tsy maha-lehilahy Na mafy be tahaka ny inona miseho ho tena tovolahy Indray mipi-maso anie dia mety hanjavona Koa aza dia tia sehoseho, be avonavona.

Tampoka..

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Sao dia manamaina marina aza ?

09/07/2018

Mbola tena milamina marina ve aloha ianareo ao ry Jean a ? Sao dia manamaina marina ary le ?

Tena ny loza amin’ilay izy anie dia izahay koa ity no lasa dizina be amin’ilay ataonareo e ! Tsy hita intsony izay azo handraisana ny kozinareo. Omaly hoe raikitra dia rahampitso indray tsy raikitra. Ianao ilay nanao fanambarana tamin’ny farany teo iny izao anisan’ny tena nampiakatra be an’ilay bandy akama iray monina ery Ambohipo ery. Tamin’ny herintaona, hono, ianao no efa niteny fa handray anjara amin’ilay hazakazaka malaza amin’ny 7 novambra. 4 volana nialoha anefa ianao dia nilaza indray hoe tsy hanao. Iny indray ianao avy eo fa hoe hanao tampoka indray. Efa misy kintana mifamezivezy mihitsy izao ry Jean ao an-dohako ao fa ianareo toa manao toy izany daholo marina koa ! Aza hitako ka hoe any an-tenantenan’ny fanazarantena any dia ianao iny mihitsy indray no hilaza hoe andao hanamboatra tetezana. Izay angamba aho vao tena tsy hiarina intsony leaza a !

Marco

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana