Dans la mme rubrique

Fanondranana lavanila taona 2019 Niakatra 15% ny tombombarotra

17/07/2019

Raha oharina ny taona 2018 dia niakatra 15% ny tombony azo tamin’ny fanondranana lavanila teto Madagasikara tamin’ity fiandohan’ny taona ity.

Fanondranana lavanila taona 2019 Niakatra 15% ny tombombarotra

Hamaky ny tohiny...

Sehatry ny fizahantany Mila miezaka mafy i Madagasikara

17/07/2019

Nahatratra 196.806 isa ireo mpizahatany nandalo teto Madagasikara hatreto ho an’ity taona 2019 ity raha toa ka 183.372 tamin’ny taon-dasa, izany hoe nitombo 13.434.

Sehatry ny fizahantany Mila miezaka mafy i Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Taona 2019 Rongony 900 kilao hatreto no sarona

17/07/2019

Tamin'ity taona 2019 ity dia 900 kilao ireo rongony saron'ny mpitandro ny filaminana ka anisan’izany ny heroïne, ny cocaine ary ny cannabis izay matetika saron'ny mpitandro ny filaminana eny amin'ny fadin-tseranana.

Taona 2019 Rongony 900 kilao hatreto no sarona

Hamaky ny tohiny...

Tetikasa Af-Rice Nampiakatra ny voka-bary

16/07/2019

Ny faritra Alaotra Mangoro sy Itasy ary Vakinankaratra no nanatanterahana ny tetikasa andrana Af-Rice noho ny fihenan’ny voka-bary tany.

Tetikasa Af-Rice Nampiakatra ny voka-bary

Hamaky ny tohiny...

Fampananana asa ny tanora Maro ny ezaka mila iantsorohana

16/07/2019

Aty amin’ny firenena mahantra tahaka an’i Madagasikara dia ahitana tanora maro marefo amin’ny sehatra fampianarana sy ny fampananana asa.

Fampananana asa ny tanora Maro ny ezaka mila iantsorohana

Hamaky ny tohiny...

Fifandraisana ara-barotra maneran-tany Hita ho sahirana i Madagasikara

15/07/2019

Efa maro sahady ireo atrikasa natao sy fifanarahana nosoniavina tamin’ireo firenena matanjaka hatramin’ny niovan’ny fitondrana.

Fifandraisana ara-barotra maneran-tany Hita ho sahirana i Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Faritra Malalaka Ifanakalozana Mila miomana tsara i Madagasikara

15/07/2019

Amin’ny 1 jolay 2020 no hampiharina ny Faritra Malalaka Ifanakalozana (Zone de libre échange continentale) na ZLEC.

Faritra Malalaka Ifanakalozana Mila miomana tsara i Madagasikara

Hamaky ny tohiny...


Dossier

Mpianatra manana mari-pahaizana LMD Sahirana amin’ny fitadiavana asa

09/07/2018

Tamin’ny sabotsy 7 jolay farany teo no nanao atrikasa nasionaly hanavaozana ny didim-pitondran’ny mari-pahaizana LMD ho lasa didim-panjakana ny minisiteran’ny fampianarana ambony sy ny minisiteran’ny asam-panjakana.

Fantatra fa io rafi-pampianarana io avokoa ankehitriny no ampiasain’ny oniversite matanjaka maneran-tany kanefa olana eto Madagasikara ny fitadiavan’asa, indrindra ny amin’ny fanjakana amin’ny io mari-pahaizana LMD io. Ny diplaoma « Maitrise » ihany no be mpitady amin’ny sehatry ny asa kanefa efa nanomboka ny taona 2011 no nizarana ny LMD.   Maro noho izany ireo sahirana amin’ny fitadiavana asa amin’ireo manana ny mari-pahaizana amin’io rafitra io satria tsy omen’ny orinasam-panjakana eto Madagasikara lanja  noho izy mbola faritan’ny didim-pitondrana fotsiny. Tombony kosa anefa ny fanampiana ny mpianatra Malagasy amin’ny fanohizana ny fianarana any ivelany amin’ny fampiharana io rafi-pampianarana io ka tsy voatery mamerin-taona tahaka ny teo aloha intsony izay manana LMD. Iaraha-mahalala anefa fa vitsy ny mpianatra Malagasy no mba afaka mianatra any ivelany izany ka izay no antony hamadihana ho didim-panjakana ny didim-pitondrana mamaritra ny LMD. Andrasana indray noho izany ny vokatr’ity atrikasa ity mba ho tombony amin’ireo sahirana amin’ny fitadiavan’asa kanefa manana io mari-pahaizana io. Iaraha-mahalala mantsy fa miteraka akony tsara amin’ny toekarena hatrany ny fihenan’ny tanora manampahaizana tsy manan’asa eto amin’ny firenena.

Tsiry

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana