Dans la mme rubrique

Te hanao aminy eo !

18/06/2018

Dia ahoana ry Jean aa ! Inona ity mbola mampitakoko anao eo ity ee ? Te hisafidy ny lohany anie no mahavoa anareo ee !

Te hanao aminy eo !

Hamaky ny tohiny...

Ranomasom-boay

16/06/2018

Oay ! Tena vokatry ny fonao indray ry Jean iny tomany nivoaka omaly iny sa sanatria ranomasom-boay indray a?

Ranomasom-boay

Hamaky ny tohiny...

Izay mahafinaritra ihany…

15/06/2018

Tsy maintsy Rabe no ataon'ialahy minisitry ny vola Amin'izay mba moramora kokoa ny manao kolikoly Dia Rasoa tendreo ho minisitry ny fitsaràna Milamina isika amin'izay isaky ny mandika lalàna.

Izay mahafinaritra ihany…

Hamaky ny tohiny...

Maloka tanteraka

09/06/2018

Manakory Jean a ! Inona no vaovao ? Inona ity nanjo anao ity e ! Diso fanantenana tanteraka aho ry Jean a !

Maloka tanteraka

Hamaky ny tohiny...

Mitohy ny tantara

08/06/2018

Praiminisitra natolotra sa ve notendrena ? Tena mangarahara sa politika avo lenta ? Tena fanina aho Ramalagasy fa mba hazavao. Dia ahoana ilay tsianjery hoe Miala jao ?

Mitohy ny tantara

Hamaky ny tohiny...

Mitohy ny tantara

06/06/2018

Praiminisitra natolotra sa ve notendrena ? Tena mangarahara sa politika avo lenta ? Tena fanina aho Ramalagasy fa mba hazavao. Dia ahoana ilay tsianjery hoe Miala Rajao ?

Mitohy ny tantara

Hamaky ny tohiny...

Manome krizy

04/06/2018

Miala teo amin’izay ry Jean isany fa tsss..!! Angaha moa ianareo irery no mahay midrikina sy mitrerona rehefa lagy ? Tafahoatra ilay ataonareo e !

Manome krizy

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Izay mahafinaritra ihany…

13/06/2018

Tsy maintsy Rabe no ataon'ialahy minisitry ny vola Amin'izay mba moramora kokoa ny manao kolikoly Dia Rasoa tendreo ho minisitry ny fitsaràna Milamina isika amin'izay isaky ny mandika lalàna.


Rakoto ataovy misahana ny harena ankibon'ny tany

Mba samy ho voky isika vita fifidianana any ho any

Avereno amin'ny toerany taloha ny namana Radaoro

Mba hanomana ny fandosirana sy ny pasipaoro. 

 

Tandremo soloin'ialahy isany ireo tale isan-tsokajiny

Fa ireo no efa mahay ny fangalarana ao anatiny

Ireo niseho nitolona tonga dia roahy avy hatrany

Fa tsy misy hihinanana toa mananihany

 

Izay no ela fa atsangano amin'izay ary

Ity governemanta filàna voatsiary

Izay tsy faly mibontsina fa tanteraho ny baiko

Ireo no mba tiako sy mahafinaritra ny saiko.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana