Dans la mme rubrique

depiote TIM Mivonona amin’izay hiseho

16/11/2018

Manoloana ny zava-misy mitranga eto amin’ny firenena izay mifandraika amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena teo dia

depiote TIM Mivonona amin’izay hiseho

Hamaky ny tohiny...

Gerard Ramamimampionona - CFM « Ny omby miasa tsy maintsy misy mikapoka »

16/11/2018

Anisan’ireo sampandraharaha iharana tsikera koa ankehitriny ny avy eo anivon’ny komitin’ny fampihavanana malagasy na CFM manoloana ny tsy fetezan-java-mitranga eto amin’ny firenena, dia ny fifidianana.

Gerard Ramamimampionona - CFM « Ny omby miasa tsy maintsy misy mikapoka »

Hamaky ny tohiny...

Kandida nampiasa volabe Hosarontsaronana ny raharaha…

16/11/2018

Voafatotry ny fisorohana ny rotaka politika ny fampiharan-dalàna eto Madagasikara, raha jerena amin’ny zava-misy eto amin’ny firenena amin’izao fotoana. Sarontsaronana amina kazarana didy miendrika fandaminana ny fampiharan-dalàna eto,

Kandida nampiasa volabe Hosarontsaronana ny raharaha…

Hamaky ny tohiny...

Valim-pifidianana Hivoaka amin’ny faran’ny herinandro

16/11/2018

Raha ny vokatra voaray omaly alakamisy 15 novambra tamin’ny 5 ora hariva mahery 5 minitra, dia birao fandatsaham-bato 21201 / 24852 no namoahan’ny CENI voka-pifidianana, izay manome ny 85.31% amin’ny birao fandatsaham-bato.

Valim-pifidianana Hivoaka amin’ny faran’ny herinandro

Hamaky ny tohiny...

Fitakiana fanafoanana fifidianana Noraisin’ny CENI

16/11/2018

Tonga nanatitra ny taratasy fitakian’izy ireo ny hanafoanana ny fifidianana izay nitranga ny 7 novambra teo tetsy amin’ny CENI Alarobia omaly ireo hery politika isan-karazany toy ny firaisankinan’ireo kandida sy fikambanana politika maro sy ireo mpanaradia azy.

Fitakiana fanafoanana fifidianana Noraisin’ny CENI

Hamaky ny tohiny...

Fanakorontanana ny fifidianana Misy paikady avo lenta ao ambadika ?

16/11/2018

Mahalasa saina tanteraka ny zava-nitranga rehetra tao anatin’izao fotoam-pifidianana izao na ny nialoha na ny nandritra ary ny ankehitriny.

Fanakorontanana ny fifidianana Misy paikady avo lenta ao ambadika ?

Hamaky ny tohiny...

Ravalomanana sy Rajoelina Fihodianana faharoa hampangitakitaka

16/11/2018

Hifampitady any anaty fifidianana filoha fihodinana faharoa i Marc Ravalomanana sy Andry Rajoelina, 9 taona aty aorian’ny fanonganam-panjakana tamin’ny taona 2009, rehefa tratry ny “ni…ni…” tamin’ny taona 2013.

Ravalomanana sy Rajoelina Fihodianana faharoa hampangitakitaka

Hamaky ny tohiny...


Politique

Marimaritra iraisana iza no tena mahazo tombony ?

13/06/2018

Iza no hahazo tombony amin’ity marimaritra irasaina tamin’ny fifanarahana politika vita sy governemanta vaovao ity ? Fanontaniana mipetraka io manoloana ny tolon’ny fiovana niandoha tamin’ny 21 aprily teo ary efa manomboka mifaramparana ankehitriny etsy Analakely ity. Noventesina tany am-piandohana ny hoe “Miala Rajao !”

 

sy ny hoe “Tsy mila mandray baiko avy any ivelany”. Tankina kosa ny rehetra taty amin’ny faramparany taty rehefa nanambara ny depiote Mapar, Tinoka Roberto fa tsy maintsy manaraka izay tenenin’ny vondrona iraisam-pirenena. Tafatsangana ny governemanta ankehitriny ka asa na mbola hotazonin’ireo depiote 73 ilay teny nomen’izy ireo hoe “tsy mila HVM intsony”. Raha ny fanadihadiana natao teny an-kianja omaly dia tsy misy mankato io governemanta vaovao io ny ankamaroan’ireo vahoaka nanontaniana. Izao tokoa ve ilay fanovana notadiavina sa ireto depiote ireto no te hiova seza ? Iza no hahazo tombony ? Ny HVM sa Mapar sa TIM sa kosa ny fianakaviambe iraisampirenena ? Ho hita anaty karatra ve ny vahoaka ?

J. Mirija

  

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana