Dans la męme rubrique

Efa lehibe izahay tamin’ireny !

12/12/2018

Mazava aminao tsara angamba izay ry Jean fa tsy azonao ampatoriana am-pitsanganana toy ny taloha intsony ny bandy aa ! Mahalala lavitra ny fomban-drazany mihoatra anao izy.

Efa lehibe izahay tamin’ireny !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Avoahay ilay tisaka oo !!

10/12/2018

Miarahaba anao aho ry Jean ! Tena tsy faly amin’ny ataonao kosa aloha aho tamin’ity ee ! Tsy mba mitovy amin’ny tamin’ny voalohany mihitsy.

Taratasin’i Jean Avoahay ilay tisaka oo !!

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Avoahay ilay tisaka oo !!

07/12/2018

Miarahaba anao aho ry Jean ! Tena tsy faly amin’ny ataonao kosa aloha aho tamin’ity ee ! Tsy mba mitovy amin’ny tamin’ny voalohany mihitsy.

Taratasin’i Jean Avoahay ilay tisaka oo !!

Hamaky ny tohiny...

Efa tonga saina

06/12/2018

Manohana an'ilay kandida zokiny ve ianao ry namana Sa mbola misalasala amin'izay hotohanana ? Indrisy fa mitovy amin'ny tsy manan-jo ianao vao tsy manohana Fa na ny mpifahavalo aza izao efa lasa mivondrona.

Efa tonga saina

Hamaky ny tohiny...

Efa tonga saina

05/12/2018

Manohana an'ilay kandida zokiny ve ianao ry namana Sa mbola misalasala amin'izay hotohanana ? Indrisy fa mitovy amin'ny tsy manan-jo ianao vao tsy manohana Fa na ny mpifahavalo azy izao efa lasa mivondrona.

Efa tonga saina

Hamaky ny tohiny...

Fihodinana faharoa ee…

04/12/2018

Fihodinana faharoa indray zao no malaza Propagandy miaraka amin'ireo artista fanta-daza Fitetezam-paritra, kabary lavareny Tsy adinoina ihany koa ireo fanampiana sesehena.

Fihodinana faharoa ee…

Hamaky ny tohiny...

Rehefa tsy mahay ny hira mangina

30/11/2018

Salama Jean aa! Ianao hoy aho efa teneniko foana hoe mangina rehefa tsy hay ilay hira! Ny tononkira efa tsy alefanareo amin’izay laoniny fa mbola tsy hay intsony koa na mivalana na mahitsy ny hanaovanareo azy.

Rehefa tsy mahay ny hira mangina

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Maloka tanteraka

09/06/2018

Manakory Jean a ! Inona no vaovao ? Inona ity nanjo anao ity e ! Diso fanantenana tanteraka aho ry Jean a !

Maloka tanteraka ity ny fijeriko ny tontolo manodidina ahy raha mba nanantena anao hamaha ny olako. Dia sahinao moa ry Jean ny nanao tsinontsinona ny andro nodanihiko teto koa ! Tena tsy nampoiziko anie ry Jean e ! Sao dia mba nofy daholo ary izao ? Dia tsy misy azonao atao afa-tsy ny manaiky ve ry Jean ? Tsy dia ilay olona loatra anie no olana ee ! Fa ilay izahay nofahananareo lalitra mihitsy. Mahery ianareo rangahy aa ! Tena resy aho. Mba marina moa ! Nahagaga ahy aloha hoe fandraikiraikena toy ny ahoana no nahazo ahy omaly iny fa na dia nividy atody 90 isa aza ilay bandy solasola iny dia tsy vitako ve rangahy ny nanipy ny iray tamin’izy ireny teny an-tampon-kadrinareo le ! Mbola tsaroako foana ianao ry Jean nilaza hoe rehefa tsy ianao no hiakatra eo dia ny iray amin’ireo namanao roa hafa kanefa moa dia ianao mihitsy indray no nilaza ny ampitson’iny fa samy tsy nisy nety ianareo 3 mitsamy. Maloka tanteraka aho ry Jean ity aa ! Marina ee !

Marco

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana