Dans la mme rubrique

Minisiteran`ny fitsarana Mpitsara 10 hiakatra CODIS anio

12/12/2018

Naaton`ny minisiteran`ny fitsarana ny fifaninanana hidirana ho mpianatra mpirakidraharaha sy mpitsara amin`ny taom-piofanana 2018-2019.

Minisiteran`ny fitsarana Mpitsara 10 hiakatra CODIS anio

Hamaky ny tohiny...

Maitre Olala “Tokony hanaiky valim-pifidianana izy roalahy.”

12/12/2018

Azo lazaina ho ain-dehibe hiatrehana ny ho avin’I Madagasikara ny adihevitra nifanatrehan’ireo kandida ho filoham-pirenena roalahy tao amin’ny TVM.

Maitre Olala “Tokony hanaiky valim-pifidianana izy roalahy.”

Hamaky ny tohiny...

Gazety Tia Tanindrazana 400 Ariary manomboka anio

12/12/2018

400 ariary manomboka anio alarobia 12 desambra no hanjifanao ny gazety Tia Tanindrazana. Fanapahan-kevitra tsy maintsy noraisina manoloana ny fiakaran’ny vidin’ny taratasy fampiasa amin’ny fanontana gazety eo amin’ny tsena iraisam-pirenena io.

Gazety Tia Tanindrazana 400 Ariary manomboka anio

Hamaky ny tohiny...

Famonoana polisy tany Fenoarivo Atsinanana Olona 21 no nampidirina am-ponja

12/12/2018

Raha 18 ireo olona nampidirina am-ponja vonjimaika rehefa nandalo ny fampanoavana tao Toamasina ny alatsinainy lasa teo mikasika ny raharaha nahafatesana polisy miiisa 3 tany Fenoarivo Atsinanana izay niharana ny fitsaram-bahoaka dia tafiakatra 21 izy ireo amin`izao fotoana izao .

Famonoana polisy tany Fenoarivo Atsinanana Olona 21 no nampidirina am-ponja

Hamaky ny tohiny...

Gazety boky Trandraka 04 Mampibaribary ny tsy fanajana ny zon`olombelona

12/12/2018

Mandrafitra ny gazety boky Trandraka laharana fahefatra ny lahatsoratra miisa 9 nosoratan`ireo mpanao gazety18 avy amin`ny faritra manerana an`i Madagasikara.

Gazety boky Trandraka 04 Mampibaribary ny tsy fanajana ny zon`olombelona

Hamaky ny tohiny...

Gazety boky Trandraka 04 Mampibaribary ny tsy fanajana ny zon`olombelona eto Madagasikara

11/12/2018

Mandrafitra ny gazety boky Trandraka laharana fahefatra ny lahatsoratra miisa 9 nosoratan`ireo mpanao gazety18 avy amin`ny faritra manerana an`i Madagasikara.

Gazety boky Trandraka 04 Mampibaribary ny tsy fanajana ny zon`olombelona eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Renivohitra Nifampitadiavana nandritra ny ora iray ny lasantsy

11/12/2018

Fanatafintohinana, tebiteby no niainan’ny vahoakan’Antananarivo omaly nanomboka tamin’ny 12 ora antoandro teo. Izay tobin-dasantsy naleha rehetra dia nilaza ho tsy manana solika avokoa fa miandry ny mpamatsy.

Antananarivo Renivohitra Nifampitadiavana nandritra ny ora iray ny lasantsy

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Lalàna Malagasy Tsy mety miteha-tany

09/06/2018

Mahery izay mahasahy mandainga fa tsy dika mitovy amin’ny lalàm-panorenana frantsay ny lalàm-panorenana hampiharina sy havaozina matetitetika eto Madagasikara eto amin’izao fotoana izao.

 

 Ny mpahay lalàna iraisampirenena, Raymond Ranjeva mihitsy no vao nanamafy ny faran’ny herinandro teo fa nolovaina tamin-dry zareo Romano-germanika ny lalàna malagasy. Izany hoe raha vantanina dia ry zareo Ntaolo Frantsay. Tokony hatao hahagaga ve, noho izany, raha ho sarotra amin’ny malagasy, na ny eny ifotony io na ny eny an-tendrony, ny hankato tsy hisy tomika ny lalàna misy eto ? 50 taona mahery izao no nahatsikaretana fa tsy nisy nety niteha-tany mihitsy na koa hoe tsy nety tamin’ny odidim-piainantsika ny lalàna novolavolaina sy nampiharina teto. Manginy fotsiny ny hoe tsy vitan’ny efa amin’ny teny vahiny ny raki-tsoran’izy ireny fa mbola voambolana tekinika saro-takarina ihany koa no hampiasaina. Aiza ho aiza ny anjara birikin’ireo manam-pahaizana ao anatin’izany rehetra izany ?

J. Mirija

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana