Dans la mme rubrique

Rivo Rakotovao Mety ho sahirana atsy ho atsy...

28/10/2020

Berija, Rolly Mercia, Claudine Razaimamonjy, Mbola Rajaonah sy ny maro hafa, tratry ny haza lambo ireo mpiaradia tamin’ny fitondran’ny Hery vaovao ho an’I Madagasikara (HVM), raha ny fahitan'ny mpanara-baovao azy aloha.

Rivo Rakotovao Mety ho sahirana atsy ho atsy...

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina Lasa any Eoropa tokoa nijery an-janany

28/10/2020

Niteraka resabe ny fivoahan’ny filoham-pirenena, Andry Rajoelina, any Eoropa ankehitriny.

Andry Rajoelina Lasa any Eoropa tokoa nijery an-janany

Hamaky ny tohiny...

Faritra Vakinakatra Hahazo trano iombonana hanodinana ny vatosoa

28/10/2020

“Fotodrafitrasa hahafahan` ny Malagasy miantsehatra ao anatin` ny harena an-kibon` ny tany entina hanodinana vatosoa no atsangana aty Vatofotsy izao” hoy

Faritra Vakinakatra Hahazo trano iombonana hanodinana ny vatosoa

Hamaky ny tohiny...

Betroka Voapetraka ara-pomba ofisialy ireo ben` ny tanàna

28/10/2020

Notontosaina omaly ny fametraha na ara-pomba ofisialy an` ireo ben` ny tanàna ao amin` ny distrikan`i Betroka.

Betroka Voapetraka ara-pomba ofisialy ireo ben` ny tanàna

Hamaky ny tohiny...

Fifanandrinana politika Iza no tena mahazo tombotsoa ?

26/10/2020

Tsy misy mandeha araka ny tokony ho izy intsony ny raharaham-pirenena, ankehitriny.

Fifanandrinana politika Iza no tena mahazo tombotsoa ?

Hamaky ny tohiny...

Plateau Mahafaly Mangataka ho faritra faha-24

26/10/2020

Raha an-dalana ny fametrahana ny faritra faha-23 amin` ny fizarana ho faritra roa Vatovavy sy Fitovinany dia mitohy hatrany ny fangatahana sasany amin` ny fametrahana faritra faha-24.

Plateau Mahafaly Mangataka ho faritra faha-24

Hamaky ny tohiny...

Hanitra Razafimanantsoa “Nalefa an-tsokosoko any Maorisy ny entan’ny Tiko”

26/10/2020

Misy tamin’ireo fitaovana tao amin’ny ozinin’ny TOP (Tiko Oil Product) sy ny Margarinerie Toamasina re fa lasa any amin’ny nosy Maorisy, hoy ny Depiote Hanitra Razafimanantsoa omaly nandritra ny fandaharana manokana nandeha tamin’ny haino aman-jery.Fitaoana avy any Allemagne izy ireo,

Hanitra Razafimanantsoa “Nalefa an-tsokosoko any Maorisy ny entan’ny Tiko”

Hamaky ny tohiny...


Politique

Guy Maxime Ralaiseheno « Tara loatra ny fialan’i Mahafaly Solonandrasana »

05/06/2018

Tara loatra ny fialan’ny praiministra Solonandrasana Olivier teo amin’ny toerany, raha araka ny fanehoan-kevitra nataon’Atoa Guy Maxime omaly.

Raha ny tena marina mantsy hoy ity mpanao politika iray ity dia tamin’ny fotoana efa nampitaraina mafy ireo mpanao politika teto amintsika sy ny nanoloran’izy ireo soso-kevitra entina hampandrosoana ny firenena no efa tokony niala  Atoa Solonandrasana Olivier.  Tsy niala ihany anefa  ity farany na taorian’ny fanambarana nataon’ny Fitsarana avo momba ny lalam-panorenana aza. Omaly izany no fotoana nety taminy. Mikasika ny fandrena  izay ho praiministra lehiben’ny governemanta manokana dia nambaran’ity mpanao politika iray ity fa tsy tokony hivoana amin’ilay artikla laharana faha-56 voasoratra ao anatin’ny lalàmpanorenana izany. Io hatrany mantsy no efa niteraka olana teto amin’ny firenena hatramin’izay noho izany dia tokony hivoaka avy amin’ny MAPAR ny praiminisitra satria izy ireo no manana ny maro an’isa eo anivon’ny Antenimieram-pirenena.

 Pati


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana