Dans la mme rubrique

Praiminisitra Etiopiana Mitaky 150 miliara dolara ho an`i Afrika

25/03/2020

Omaly dia niantso ny G20 na ny vondron` ireo firenena 20 matanjaka indrindra maneran-tany ny praiminisitra Etiopiana, Abiy Ahmed ny mba hanohanana ny toekarena Afrikanina izay miha marefo amin` izao fihanaky ny Covid-19 izao.

Praiminisitra Etiopiana Mitaky 150 miliara dolara ho an`i Afrika

Hamaky ny tohiny...

Ady amin’ny Coronavirus Nogiazan’i Italia ireo fitaovam-pisefoana 1840 tokony ho an`i Grèce

25/03/2020

Nanambara ny manampahefana ao Italia fa hamehana ny COVID-19 ao aminy ka nisy fanagiazana fitaovam-pisefoana (circuits respiratoires) miisa 1840, izay tsy maintsy ampiasaina ho an` ireo marary voan` ity aretina ity.

Ady amin’ny Coronavirus Nogiazan’i Italia ireo fitaovam-pisefoana 1840 tokony ho an`i Grèce

Hamaky ny tohiny...

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Naniry ny halevina araka ny fomban-drazana aty Madagasikara

25/03/2020

Malagasy voalohany, nindaosin’ny fahafatesana noho ny “coronavirus” tany Frantsa ny dokotera Razafindranazy Jean-Jacques, izay mpitsabo tao amin` ny hopitalin’i Compiègne, departemantan’i Oise, Faritra Hauts-de-France.

Dr Razafindranazy Jean-Jacques Naniry ny halevina araka ny fomban-drazana aty Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

CHINE Misy valan’aretina vaovao indray

25/03/2020

Raha toa ka nambaran-dry zareo Sinoa fa efa voafehy ny Coronavirus dia toa tsy mbola tafavoaka ny ala izy ireo satria fantatra fa nisy lehilahy iray matin’ny otrik’aretina iray vaovao indray antsoina hoe Hantavirus.

CHINE Misy valan’aretina vaovao indray

Hamaky ny tohiny...

Manu DiBango Matin’ny Coronavirus

25/03/2020

Mpanakanto zokiolona, mpitsoka saxophone nikoizana, nanabevoho ny tontolon` ny mozika eran-tany. Nodimandry teo amin`ny faha-86 taonany, omaly maraina, tao Parisy Frantsa i Emmanuel N'Djoké Dibango na Manu Dibango.

Manu DiBango Matin’ny Coronavirus

Hamaky ny tohiny...

Fahamaizan’ny Notre Dame de Paris Misy ambadika politika ?

16/04/2019

Hatairana ny an'ny mponina tao Parisy, renivohitra Frantsay omaly hariva raha nahita ny fiangonana Notre Dame de Paris may. Nahitana lelafo nivoaka tamin'ny tafo antsoina hoe"comble". Teo amin'ilay tilikambo (Grande Rosace) mirefy 93 metatra no nanombohan'ny afo. Sarotra ny namono sy nifehy ny afo satria somary tery ny lalana sady eo afovoan'ny tanàna mihitsy. Mahery rahateo ny rivotra ka sarotra ho an' ireo mpamonjy voina ny nifehy ny afo.

Fahamaizan’ny Notre Dame de Paris Misy ambadika politika ?

Hamaky ny tohiny...

Firenena mikambana Nodimandry i Kofi Annan

20/08/2018

Misaona ny firenena mikambana satria nodimandry teo amin’ny faha 80 taonany i Kofi Annan, Sekretera Jeneralin’ny Firenena mikambana (Onu) teo aloha ny sabotsy 18 Aogositra lasa teo tany Bern (Suisse).

Firenena mikambana Nodimandry i Kofi Annan

Hamaky ny tohiny...


Vaovao avy any ivelany

Zinedine Zidane

01/06/2018

Nanambara tao anatin’ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety tao amin’ny ivotoerana fanaovan’ny Real fanazaratena omaly tolakandro ilay mpanazatra Frantsay Zinedina Zidane fa nanapa-kevitra ny tsy hanazatra an’ity ekipa notantanany nanomboka tamin’ny 4 janoary 2016 ity intsony ny tenany amin’ny taom-pilalaovana ho avy izao.


 « Fotoana hitako fa tokony hialana ao amin’ity ekipa ity izao, hoy izy, na dia hafahafa ihany aza fa tsy maintsy atao ho an’ny rehetra  ary tsy maintsy atao ny fanovana hitohizan’ny fahombiazana». Marihana fa tao anatin’izay  roa taona sy tapana nitantanany ny Real Madrid izay dia nahatratra 9 ireo amboara norombahin’ity ekipa ity niaraka taminy ka ny 3 amin’ireo dia amboaran’ny “Champions League UEFA”.

 

 

 

 

Mondial 2018

Portugal, Espagne, Maroc ary Iran no iray tarika ao amin’ny vondrona B amin’ny « Coupe du monde 2018 » hanomboka hilalao amin’ny faha-15 jona izao any Ekaterinbourg sy any St-petersourg ary any Sotchi.

Indro omena anao anio ny anaran’ireo mpilalao 23 handrafitra ny ekipam-pirenen’i Portugal misy an’i Cristiano Ronaldo ary tarihan’ilay mpanazatra lusitaniana Fernando Santos.

 

Mpiandry harato  : Anthony Lopes (Lyon/FRA), Beto (Goztepe/TUR), Rui Patrício (Sporting/POR)

Vodilaharana : Bruno Alves (Rangers/ECO), Cédric Soares (Southampton/ANG), José Fonte (Dalian Yifang/CHI), Mário Rui (Naples/ITA), Pepe (Besiktas/TUR), Raphael Guerreiro (Dortmund/ALL), Ricardo Pereira (FC Porto/POR), Rúben Dias (Benfica/POR)

Irakiraka : Adrien Silva (Leicester/ANG), Bruno Fernandes (Sporting/POR), João Mário (West Ham/ANG), João Moutinho (Monaco/FRA), Manuel Fernandes (Lokomotiv/RUS), William Carvalho (Sporting/POR)

Lohalaharana : André Silva (AC Milan/ITA), Bernardo Silva (Manchester City/ANG), Cristiano Ronaldo (Real Madrid/ESP), Gelson Martins (Sporting/POR), Gonçalo Guedes (Valence/ESP), Ricardo Quaresma (Besiktas/TUR)

 


 

 

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana