Dans la mme rubrique

Seranam-piaramanidina Ivato Sao dia tokony hakatona mihitsy aloha ?

20/02/2019

Mampikolay ny mpandeha na teratany io na vahiny ny zava-misy amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena eny Ivato. Maro ny fitarainana mahakasika kolikoly, fanararaotana, fangalarana entan’ny mpandeha, filam-baniny,…

Seranam-piaramanidina Ivato Sao dia tokony hakatona mihitsy aloha ?

Hamaky ny tohiny...

Sambo mpanjono Malagasy Giazan-dry “Gilets Jaunes” ao La Réunion

20/02/2019

Ny zoma 15 febroary teo no tonga tao amin’ny seranan-tsambon’i Port Ouest ao amin’ny Nosy La Réunion ny sambo mpanjono Malagasy "Ile Sainte-Marie Tamatave"

Sambo mpanjono Malagasy Giazan-dry “Gilets Jaunes” ao La Réunion

Hamaky ny tohiny...

Fanondranana Andramenan’i Madagasikara Nampanankarena firenena hafa

20/02/2019

Tamin’ny fiandohan’ny taona 2009 no tena nampalaza ny fanondranana ny hazo sarobidin’i Madagasikara. Hazo sarobidy tahaka ny andramena sy voamboana an-jatony maro no tapaka isan’andro tamin’izany.

Fanondranana Andramenan’i Madagasikara Nampanankarena firenena hafa

Hamaky ny tohiny...

Trafikana boaderozy sy famotsiam-bola Ho sahy hanenjika ireo tena goavana ve ny fanjakana ?

19/02/2019

Tsy azo lavina ny ezaky ny fanjakana amin’ny famongorana ny tsimatimanota. Ny fanondranana boaderozy no aseho amin’izao fa tsy misy ny fandeferana.

Trafikana boaderozy sy famotsiam-bola Ho sahy hanenjika ireo tena goavana ve ny fanjakana ?

Hamaky ny tohiny...

Fandidiana an’i ERIC FOU HEHY Mbola mitady vola 301 tapitrisa ariary

19/02/2019

Raha efa samy nanantena ny rehetra fa efa tokony ho vita fandidiana i Eric Fou hehy, fito volana taorian’ny nahalasanany tany Inde, hanaovana ilay fanoloana voa dia tsy mbola tanteraka izany hatramin’ny omaly.

Fandidiana an’i ERIC FOU HEHY Mbola mitady vola 301 tapitrisa ariary

Hamaky ny tohiny...

Lakandranon’i Mozambika Misy andro ratsy miforona

19/02/2019

Araka ny voalazan` ny foibe mpamantatra ny toetr`andro, misy andian-drahona matevina ao amin’ny lakandranon’i Mozambika izay mitondra orana betsaka sy rivotra mahery mety hahatratra 45 km/ora ary mety hihoatra ny 60 km/ora

Lakandranon’i Mozambika Misy andro ratsy miforona

Hamaky ny tohiny...

Seranam-piaramanidina Ivato Tofoka amin’ny kolikoly ny mpandeha

18/02/2019

Voaporofo indray ankehitriny ny mahatonga ny olona maro na teratany na vahiny tsy hisafidy ny sidin’ny kaompania Air Madagascar rehefa ho avy na handao an’i Madagasikara.

Seranam-piaramanidina Ivato Tofoka amin’ny kolikoly ny mpandeha

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Minisiteran’ny asa sy ny asam-panjakana Mikatso tanteraka ny asa

30/05/2018

Tsy mbola misy miasa ireo mpiasa eo anivon’ny minisiteran’ny asa sy ny asam-panjakana ary ny lalàna sosialy etsy 67 ha hatramin’izao, mikatso tanteraka ny asa.

 

 Tsy misy na dia mpiandry raharaha (service minimum) aza mandra-pialan’ny minisitra am-perinasa Atoa Maharante Jean de Dieu, hoy i Yves Rakotonomenjanahary tompon’andraikitry ny serasera ao an-toerana.  Mbola vao mainka hihamafy ny hetsika raha mbola Atoa Maharante  Jean de Dieu ihany no averina ho minisitry ny asam-panjakana eo aorian’ny fivoahan’ny lisitr’ireo minisitra ao anatin’ny governemantan’ny firaisam-pirenena.  Raha tsiahivina, antony maro no manosika ireo mpiasa eo anivon’ity minisitera iray ity hanala ny minisitrany. Ao ny hamaroan’ireo fianakavian’ity minisitra ity ao anaty minisitera, ny tsy fanajana ny fotodrafitrasa ao an-toerana … . Efa ho  tapa-bolana mahery  no nitokona ireo mpiasa eo anivon’ny minisiteran’ny asa sy ny asam-panjakana etsy amin’ny 67 ha ireo.

 

Pati

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana