Dans la mme rubrique

KIDNAPPING

12/12/2018

Manomboka mazava ny antony tsy mety mahatontosa hatramin’ny farany ny fanadihadiana momba ny kidnapping eto amintsika.

KIDNAPPING

Hamaky ny tohiny...

Fifidianana

12/12/2018

Sarotra ho an’ny kandida laharana faha 25, Marc Ravalomanana, ny tsy ho lasa filoham-pirenena raha ny fanambaram-panohanana sesilany voarainy hatramin’ny omaly ary inoana fa hitohy anio sy mandra-pahatongan’ny 19 desambra.

Fifidianana

Hamaky ny tohiny...

VOTSOTRA I MALIK KARNALY

11/12/2018

Votsotra ny alin’ny alahady teo i Malik Karmaly. Nokendren’ireo olon-dratsy mpanao kidnapping ny fandehanan’ny adihevitra tao amin’ny TVM mba hamotsorana ilay karàna izay tale jeneralin’ny orinasa Habibo.

VOTSOTRA I MALIK KARNALY

Hamaky ny tohiny...

Ambohimirary

11/12/2018

Mitaraina ankehitriny ireo mponina eny Ambohimirary eny noho ny fahatapahan-drano efa ho 2 andro mahery izay.

Ambohimirary

Hamaky ny tohiny...

Ambohimirary

10/12/2018

Mitaraina ankehitriny ireo mponina eny Ambohimirary eny noho ny fahatapahan-drano efa ho 2 andro mahery izay.

Ambohimirary

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana

07/12/2018

Mitombo hatrany ary miha maro ireo mpanakanto avy amin’ny lafivalon’ny nosy nisafidy ny hiara-dia amin’ny kandida ho filoham-pirenena laharana faha 25, Marc Ravalomanana.

Marc Ravalomanana

Hamaky ny tohiny...

BILETA TOKANA

06/12/2018

Afaka telo andro no ho tonga ny bileta tokana vao nohafaran’ny Ceni. Miisa 10.300.000 izany ankoatra ny bileta tokana hanaovan’ny kandidà roa fampielezan-kevitra ka hozaraina amin’izy ireo tsy ho ela.

BILETA TOKANA

Hamaky ny tohiny...


Be vaovao

Lalàna ny ZES

28/05/2018

Maika amin`ny fandaniana ny lalàna ny ZES na Faritra ara-toekarena manokana ny depiote Mahazoasy Freddie satria zava-dehibe ho an`ny fiainam-pirenena amin`ny fampandrosoana fa tsy hoe « Fivarotan-tanindrazana » ary azo taterina eto izany araka ny fanazavany.


  Nohamafisiny fa tokony hijery akaiky an`io lalana io amin`izay ny HCC fa andrasan`ny fampandrosoan`ity firenena ity izany. Nilaza iihany koa ity filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena fa manomboka anio ny volavolam-pandaharana (adoption de l`ordre du jour) amin`ity fihaonana tsy ara-potoana ity.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana