Dans la męme rubrique

Mamy Ratovomalala “Tena tsy matotra Rajoelina”

10/12/2018

Olona akaiky an’i Andry Rajoelina teo aloha ary sady efa minisitry ny harena ankibon'ny tany sy ny solika tamin’ny tetezamita Atoa Mamy Ratovomalala.

Mamy Ratovomalala “Tena tsy matotra Rajoelina”

Hamaky ny tohiny...

Tsy fitandremana ny lalĂ m-pifidianana Tena mahavoasazy

10/12/2018

Samy mikendry ny ho lany avokoa ny kandidĂ  roa hifanadrina amin`ny fihodinana faharoa ny 19 desambra ho avy izao ary hibahan-toerana ny serasera, indrindra amin`izao fotoanan`ny fampielezan-kevitra izao.

Tsy fitandremana ny lalĂ m-pifidianana Tena mahavoasazy

Hamaky ny tohiny...

Norbert Lala Ratsirahonana Nahatonga ny krizy, hoy i Eliana Bezaza

10/12/2018

Anisan’ireo kandida ho filoham-pirenena tamin’iny fihodinana voalohany iny ny natolotry ny antoko politika PSD, Eliana Bezaza.

Norbert Lala Ratsirahonana Nahatonga ny krizy, hoy i Eliana Bezaza

Hamaky ny tohiny...

Herisetra nandritra ny fifidianana Antananarivo no tena nietraketraka

10/12/2018

Maherin`ny 60 ireo antontan-taratasy voarain`ny PEV Madagascar na fandaharan`asa ho amin`ny fametrahana fitoniana sy lavitry ny herisetra mahakasika ny herisetra nandritra ny fifidianana voalohany fihodinana voalohany araka ny tatitra nataony.

Herisetra nandritra ny fifidianana Antananarivo no tena nietraketraka

Hamaky ny tohiny...

Fiainam-pirenena Mila olona tena mpitarika ny Malagasy

10/12/2018

Maro ireo no mifanontany momba ny fihodinana faharoan`ny fifidianana ho filoham-pirenena amin`ny 19 desambra ho avy izao. Iza no hisalotra ny amboara? Inona no tombony sy mety ho fahalemen`ireo mpifanandrina?

Fiainam-pirenena Mila olona tena mpitarika ny Malagasy

Hamaky ny tohiny...

Fifanatrehan’ny kandida Matotra Ravalo, nikoropaka Rajoelina

10/12/2018

Ny fanonganam-panjakana no tsy naha afa-bela an’i Madagasikara, ary lasa ohatra ratsy taty Afrika i Madagasikara. Voafidy ara-demokratika in-droa aho, saingy tonga Rajoelina nanongana.

Fifanatrehan’ny kandida Matotra Ravalo, nikoropaka Rajoelina

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina Maka sopapa amin’ny Finday ?

10/12/2018

Maro no nahatsikaritra halina nandritra ilay fifanatrehana vooalohany teo amin’ny kandida roa haitrika ny fihodinana faharoa fa nikitika sy nijery ny findainy i Andry Rajoelina.Ekena fa ampiasaina tokoa ny teknolojia sy ny fivoarana,

Andry Rajoelina Maka sopapa amin’ny Finday ?

Hamaky ny tohiny...


Politique

Foloalindahy Tsy voafehin`ny fitondrana intsony

19/05/2018

Any amin`ny HCC ny mason`ny maro, miandry ary mitaky ny fitsarana marina sy tsy mitanila ny amin`ny taratasy fitoriana napetrak`ireo depiote 73 izay mitsipaka ny fandaniana amboletra ny lalĂ m-pifidianana sy ny fangatahan`izy ireo ny fametraham-pialan`ny filohan`ny Repoblika.

Etsy an-daniny, efa manahy ny tsy hahafehy ny fitsarana intsony ny fitondrana HVM dia misy amin’izao fotoana miaramila mitetika hanambitamby ireo namany an-dakazerina  indray. Hasaina hiteny sy hiaro ny filoham-pirenena izy ireo fa tokony hamita ny fotoam-piasany izy. Hatreto, tsy araka ilay fanambarana nataon`ny Foloalindahy ny 2 mey lasa teo izay manery ireo mpanao politika hikaroka vahaolana faran`izay haingana no mitranga ary manomboka efa miharihary fa tsy voafehy izy ireo. Porofo iray ny hetsika fizaram-bary tao amin`ny Lapan`ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina ny talata lasa teo. Maro ireo miaramila no tsy nanaraka baiko sy nitazam-potsiny ireo olona nisavoritaka tamin`ireo vary sy voamaina. Vokany, sahirana ireo mpikarakara ny hetsika nifehy ireo olona teny an-toerana. Ny tolona nezahan’ny depiote ho an`ny fanovana  natao anefa dia ho fanomezana hasina ny Tafika ho andry fiarovana ny firenena sy ny andrim-panjakana. Efa arahan`ny mpitolona eny amin`ny kianjan`ny 13 mey maso akaiky ny fihetsiky ny fitondrana ankehitriny.

Marigny A.

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana