Dans la mme rubrique

Olom-panjakana manao propagandy Mampitandrina ny Praiminisitra

12/10/2018

Namoaka fanambarana sy fampahatsiahivana ny Praiminisitra omaly 11 oktobra ny amin’ny tokony hanajana ireo voalazan’ny andininy faha-57 ny lalàna fehizoro 2018-008 mifehy ny ny fifidianana sy ny fitsapan-kevi-bahoaka,

Olom-panjakana manao propagandy Mampitandrina ny Praiminisitra

Hamaky ny tohiny...

Fiovaovan’ny toetr’andro Mamotika ny sehatra fambolena

12/10/2018

Tahaka ny mahazatra dia ankalazaina isan-taona ny herinandro mahakasika ny fiovaovan’ny toetr’andro. Anisan’ny nanamarika izany i Madagasikara omaly alakamisy 11 oktobra tetsy amin’ny lapan’ny tanàna Analakely niaraka tamin’ny Vondrona Eoropeanina.

Fiovaovan’ny toetr’andro Mamotika ny sehatra fambolena

Hamaky ny tohiny...

Hetsika Biennale de Venise Sambany hanana solontena i Madagasikara

12/10/2018

Ny mpanakanto Joel Andrianomeharisoa no sambany hisolotena an’i Madagasikara mandritra ilay hetsika « Biennale d’Art contemporain de Venise » hotontosaina mandritry ny volana novambra izao.

Hetsika Biennale de Venise Sambany hanana solontena i Madagasikara

Hamaky ny tohiny...

Fiarovana ireo nosy manodidina Miankina amin’izay filoha ho lany eo

11/10/2018

Hafahafa ny fomba fizotry ny fikarakarana fifidianana, hoy ny fanehoan-kevitr’ireo mpanao politika. Tsiliam-baovao iray no nahenoana fa mbola manomana kandida iray ho filoham-pirenena amin’ireo 36 isa indray ny frantsay hahafahany mametraka ny politikany, indrindra mikasika ireo nosy manodidina.

Fiarovana ireo nosy manodidina Miankina amin’izay filoha ho lany eo

Hamaky ny tohiny...

CEDS Nivoaka ny andiany faha 14

11/10/2018

Namoaka mpianatra am-polony indray ny CEDS ( Centre d’études diplomatiques et strategiques) tarihin-dRasoarahona Solofo.

CEDS Nivoaka ny andiany faha 14

Hamaky ny tohiny...

Miteny ny Teknisianina Tena hosoka ilay “Pérmis biométrique”

11/10/2018

Niteraka adihevitra lehibe ny resaka “pérmis biometrique” eto amintsika, ka dia nanasa vahiny ny fandaharana Teknisianina tao amin’ny Top Radio 102.8 FM omaly, nanazava io resaka “biometrika” io.

Miteny ny Teknisianina Tena hosoka ilay “Pérmis biométrique”

Hamaky ny tohiny...

Tanora eto Madagasikara Marefo amin’ny sehatra ara-toekarena

10/10/2018

Omaly talata 9 oktobra no nampahafantarina tetsy amin’ny foibeny Nanisana ny mombamomba ny fikambanana Youg Men’s Christian Association (YMCA). 5000 ny mpikambana ao, 119 ny firenena manerana an’izao tontolo izao no misy azy ary 24 ny firenena afrikanina ahitana azy.

Tanora eto Madagasikara Marefo amin’ny sehatra ara-toekarena

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Tranompirintim-pirenena Tsy azo ekena ny hivarotana azy, hoy ny taleny

16/05/2018

Niely ny feo tato ho ato fa alana amin’ny fanjakana ary hamidy amin’ny sehatra tsy miankina ny tranompirintim-pirenena etsy Analakely.

Tsy azo ekena izany, hoy Andriamboavonjy Angelson taleny, raha nitafa tamin’ny mpanao gazety izy omaly.Tsy tokony hohadinoina fa manana anjara toerana lehibe amin’ny fampandehanana ny asam-panjakana ny tranompirintim-pirenena satria ny taratasim-panjakana rehetra dia miainga ao amin’izy ireo avokoa. Anisan’ireny ny fiantohana ny fanamboarana ny kara-panondrom-pirenena, ny bokim-pianakaviana, ny kopia mari-pahaterahana, ny bon de caisse… Isaky ny misy krizy anefa eto amin’ny firenena dia misy mitady hamboly korontana foana ao amin’ity ivontoerana iray tantanany ity. Na izany aza  dia tsy mbola misy resaka momba izany aloha satria mba tia tanindrazana ihany ireo mpitondra raha ny fahalalany azy ka tsy hivarotra izay rehetra azony hamidy. Nomarihiny manokana moa fa orinasa mamelon-tena ny tranompirintim-pirenena. Raha izy ireo no mitokona, hoy hatrany ny talen’ny tranom-pirintim-pirenena  dia vola an-tapitrisany maro no hanjavona ao anatin’ny indray andro. Tsy avy amin’ny teritery no mahatonga ny mpiasa tsy hitokona  fa vokatry ny fahatsapan-tenan’izy ireo. Malalaka amin’ny safidiny anefa ny mpiasa tsirairay avy.

 

Pati


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana