Dans la mme rubrique

Fanisana ankapobeny ny mponina sy ny toeram-ponenana Misy ny tombony amin’ny fampandrosoana

25/05/2018

Omaly alakamisy 24 mey no nampahafantarina tetsy amin’ny minisiteran’ny toekarena sy ny tetipivoarana ny fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny fanisana ankapobeny fahatelo ny mponina sy ny toeram-ponenana (RGPH3) manerana an’i Madagasikara.

Fanisana ankapobeny ny mponina sy ny toeram-ponenana Misy ny tombony amin’ny fampandrosoana

Hamaky ny tohiny...

Sisin-dranomasina Atsimo Andrefana Aripaky ny Sinoa ny hazan-dranomasina

25/05/2018

Sahiran-tsaina ary velon-taraina ireo mpanjono madinika any amin’ny Faritra Atsimo Andrefan’ny nosy,

Sisin-dranomasina Atsimo Andrefana Aripaky ny Sinoa ny hazan-dranomasina

Hamaky ny tohiny...

Hetsika faran`ny herinandro

25/05/2018

Manan-danja eran`izao tontolo izao efa hatramin`ny ela ny fankalazana ny fetin`ny reny ka rariny loatra raha mitobaka ny hetsika etsy sy eroa

Hetsika faran`ny herinandro

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina teny Tsiazotafo Olona 4 maty tototry ny tany

24/05/2018

Olona 4 no indray maty tetsy Tsiazotafo ampitan’ny tranomabrotra Venic omaly tolakandro vokatry ny firodanan’ny trano iray an-dalam-pananganana.

Loza mahatsiravina teny Tsiazotafo Olona 4 maty tototry ny tany

Hamaky ny tohiny...

Depioten’ny fanovana “Rajao no ho tsarain’ny HCJ voalohany !”

24/05/2018

Malaza indray ankehitriny fa hovonjivonjena ny fananganana ny Fitsarana ambony na ny HCJ (Haute Cour de Justice), rafi-pitsarana afaka mitsara ny filoha, izay tokony ho natsangana herintaona taorian’ny fianianany.

Depioten’ny fanovana “Rajao no ho tsarain’ny HCJ voalohany !”

Hamaky ny tohiny...

Banky foiben’i Madagasikara Mitokona ny mpiasa, mikatona ny “caisse” rehetra

24/05/2018

Niroso amin’ny fitokonana nanomboka omaly alarobia ny mpiasan’ny banky foiben’i Madagasikara (BCM). Efa ela loatra ny fitakianay kanefa tsy noraharahiana izahay, hoy ny solontenan’izy ireo raha nanontaniana.

Banky foiben’i Madagasikara Mitokona ny mpiasa, mikatona ny “caisse” rehetra

Hamaky ny tohiny...

Vondron’ny mpiasan’ny JIRAMA “Efa mandeha ny famarotana tsikelikely ny orinasa”

24/05/2018

Omaly no nanao fanambarana tetsy amin’ny hotely Ny Railovy tetsy Andohanan’Analakely ireo vondron’ny mpiasan’ny JIRAMA.

Vondron’ny mpiasan’ny JIRAMA “Efa mandeha ny famarotana tsikelikely ny orinasa”

Hamaky ny tohiny...


Actualits

Kaominina Antananarivo Renivohitra Lehilahy iray misandoka ho tale jeneraly

16/05/2018

Namoaka fanambarana ny teo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra na ny CUA omaly momba ny fisian’ny lehilahy iray antsoina hoe Randrianarisoa Eugène nisoloky ho mpiasan’ny kaominina.

 Nampahafatatra ny rehetra ny CUA fa Andriamatoa Randrianarisoa Eugène « Stratège-man », izay milaza fa tale jeneralin’ny CUA dia tsy mpiasa sady tsy niasa tao amin’ny fiadidiana ny tanànan’Antananarivo, tsy misy rahateo ny toeran’ny tale jeneraly ao anivon’ny kaominina. Nilaza ny CUA fa tsy tompon’andraikitra amin’ny zavatra ataon’io olona io. Mazava izao fa tafiditry ny asa fisolokiana sy fandotoana ny eo anivon’ny CUA, ka ilaina hatrany ny mailo.

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana