Dans la mme rubrique

Depioten’ny fanovana Nitory ny praiminisitra sy zanaky ny filoha

25/05/2018

Nanamarika ny andron’ny tolona teny amin’ny Kianjan’ny 13 mey omaly ny fametrahana fitoriana ny praiminisitra Solonandrasana Olivier momba ny kolikoly avo lenta sy Mathieu Rakotoarimanana, zanaky ny filoha noho ny resaka afera tsy mazava maro.

Depioten’ny fanovana Nitory ny praiminisitra sy zanaky ny filoha

Hamaky ny tohiny...

Ra mandriaka tamin’ny 21 aprily Mahatoky ny fiarovan-tenako aho, hoy Rajao

25/05/2018

Miparitaka any anaty tranonkala sy ny tambajotran-tserasera ny resaka nifanaovan-dRajaonarimampianina sy ny mpanao gazety Frantsay iray Pascal Rostain avy amin’ny Paris Match teny Iavoloha ny 19 mey momba ny toe-draharaham-pirenena,

Ra mandriaka tamin’ny 21 aprily Mahatoky ny fiarovan-tenako aho, hoy Rajao

Hamaky ny tohiny...

Andry Rajoelina Mbola tena mafy fo amin-dRajao…

25/05/2018

Mijanona ho resaka an-jorony aloha ny asa fanelanelanana eo anatrehan’ny krizy politika eto amin’ny firenena.

Andry Rajoelina Mbola tena mafy fo amin-dRajao…

Hamaky ny tohiny...

Seraseran’ny HVM Manaratsy mafy ny vondrona Mapar

25/05/2018

Na onjam-peo na fahitalavitra na gazety an-tsoratra sy izay tambajotra sosialy rehetra hita ho manana fironana miaro ny fitondrana HVM dia samy ahatsapana avokoa fa manenjika fatratra ny filohan’ny tetezamita teo aloha, Andry Rajoelina sy ny ekipany.

Seraseran’ny HVM Manaratsy mafy ny vondrona Mapar

Hamaky ny tohiny...

Malagasy Manarina Firenena « Andao hofaranana ny krizy ! »

25/05/2018

Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy ny alarobia 23 mey tetsy amin’ny hotely Saint Pierre Analakely ny fitsanganan’ny vovonana politika vaovao Malagasy Manarina Firenena (MMF).

Malagasy Manarina Firenena « Andao hofaranana ny krizy ! »

Hamaky ny tohiny...

Famahana krizy politika Mila dinika avo lenta

25/05/2018

Raha nandahatra ny filana fototry ny zanak’olombelona ilay manampahaizana amerikanina, Abraham Maslow, dia notanisainy tao ny filana fitafiana sy sakafo ary fonenana.

Famahana krizy politika Mila dinika avo lenta

Hamaky ny tohiny...

Fanamarinana ny anarana anaty lisi-pifidianana Mavitrika ny olona amin’ny ankapobeny

25/05/2018

Efa naverin’ny komitim-pirenena misahana ny fifidianana ( CENI) eny anivon’ny fokontany tsirairay avy indray amin’izao fotoana ny lisi-pifidianana hahafahan’ireo mponina tsy voasoratra anarana mampiditra ny anarany.

Fanamarinana ny anarana anaty lisi-pifidianana Mavitrika ny olona amin’ny ankapobeny

Hamaky ny tohiny...


Politique

Famahana ny krizy Miantso fifampidinihana ny Alemanina

16/05/2018

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly tetsy amin’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny malagasy etsy Anosy ny fankalazana ny faha-135 taonan’ny fiaraha-miasan’ny firenena malagasy sy alemanina (talata 15 mey 1883 – talata 15 mey 2018).

 

Nampatsiahivin’ny minisitry ny raharaham-bahiny malagasy, Henry Rabary Njaka, nialoha ny fitsidihana ireo fampirantiana teny an-toerana fa nifototra tamina fifanarahana ara-barotra ombam-pitoniana nifanarahan’ny mpanjakan’i Madagasikara, Ranavalona II, sy ny mpanjaka alemanina, Guillaume I, hatrany no mbola iombonan’ny firenena  tonta hatramin’izao. Tetsy an-kilany, ny masoivoho alemanina eto amintsika, Harald Gerhig, dia nanao antso avo manoloana ny raharaham-pirenena ankehitriny dia tsy misy vahaolana ankoatra ny fifampidinihana ihany. Izay, hoy ny tenany, no nampilamina sy nampivondrona an’i Eoropa ka nahatonga ny vondrona eoropeanina ho anisan’ny matanjaka ankehitriny taorian’ireo ady lehibe niisa 2.

J. Mirija


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana