Dans la męme rubrique

Vidy Varotra

20/04/2018

Dimy ambin'ny folo taona katroka No nahaterahan'ny vondrona Vidy Varotra Nahitana ny tena tsara sy ireo nananosarotra Isaorana ilay Nahary noho ny fitantanany maharitra

Vidy Varotra

Hamaky ny tohiny...

Mbola tsy tampina ?

14/04/2018

Maanakory indray ary ianao ry Jean aa ! inona no malaza? Mbola tsy tampina ihany ve ny daomy ee! Sa odiana fanina dia karatra indray no hanohizana azy ee!

Mbola tsy tampina ?

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Tsy vita intsony izany !

13/04/2018

Dia ahoana rangahy ity ? Inona indray ity vaovao aelinao ity le ! Koa raha izany voalazanao izany anie izany no fehezina dia midika hoe tsy vita intsony izany ny fampandrosoana ry Jean ee ! Ka efa tsy ho vita 1 andro sy ao anatin’ny fotoana fohy dia rahoviana ary ?

Taratasin’i Jean Tsy vita intsony izany !

Hamaky ny tohiny...

Taratasin’i Jean Revy an-jambany

09/04/2018

Eny ary ry Jean ! Izay manan-tsofina enti-mihaino, hono… hainareo izany ny tohiny e e ! Ianareo mantsy nilaza ho tena mpankato io teny io tokoa hatrany am-piandohana.

Taratasin’i Jean Revy an-jambany

Hamaky ny tohiny...

Oadray re marina

06/04/2018

Oadray 're ry solombavambahoaka malagasy Nanjakan'ny kolikoly, nandray vola taratasy Dia tena namidinareo ve ny hoavin'ilay firenena ? Tezitra aminareo ny vahoaka, depiote tia tena.

Oadray re marina

Hamaky ny tohiny...

Latsao ihany izahay e !

04/04/2018

Eny ho aho ry Jean ! Ataonareo inona tokoa moa 50 tapitrisa ariary fa ianareo toa hoe efa miliardera daholo e ? Dia arahabaina indray aloha ianareo fa tonga amin’ny tanjona irina koa !

Latsao ihany izahay e !

Hamaky ny tohiny...

Miteny ny sary

03/04/2018

Miarahaba jean a ! nety ihany ve ny kajy teny Ivato sy ny manodidina teny sa ahoana e ? Tsy hanaiky mihitsy mantsy ianareo fa tena mandrehetra tany mena mba hahalany ilay lalĂ na metimety aminareo a.

Miteny ny sary

Hamaky ny tohiny...


Taratasy hoan'i jean

Miha mivadika horera

16/04/2018

Manao ahoana ianao ry Jean ! Izahay mbola salama ihany aloha hatreto ee ! Manahy mafy aho ry Jean fa hiha ratsy dia ratsy ity tantara ity kno!! Lasa saina be aho fa miha mivadika horera andro aman’alina ity ianareo.

Aiza ve rangahy ity ka dia tsy vitan’ny hoe efa sahy mandainga am-pahibemaso ianareo fa mbola sahinareo koa ny miteny an-kolaka fa vola ihany no katsahinareo eo. Tonga saina ihany izahay vahoaka madinika nataonareo tany ivoho ary dia mbola ho ajanonareo any aoriana any foana izany raha mbola ianareo koa no eo. O ry Jean aa! Tahian’ny avo re ianareo aa! Velomy ny fanahy! Izahay anie efa miha very fanahy mbola velona andro aman’alina ee! Fa ianareo toa tena mampanahy be mihitsy kty! Sao dia mba efa maty tanteraka ary ny anareo? Fa inona no antony nampivadika orera tanteraka anareo toy izao ee? Dia ho azonareo ve ny ainareo raha raketin’ny tantara hoe isan’ny nampandova dezaka ny taranak’ity nosy ity? Mba saintsaino ihany ry Jean marina aa! Mifampitondra am-bavaka eo ihany ee! Kony aa!

Marco

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana