Dans la mme rubrique

Hetsiky ny zanak’i Dada Hangorom-potsy Antananarivo anio

13/10/2018

Rakotra ny mpanohana an’i Marc Ravalomanana kandida laharana faha-25 ny tanàna omaly, toy ny tena Analakely sy manodidina. Horakora-pifaliana ny an’ny tanora sy ireo efa zokinjokiny tamin’ny hetsika maro samihafa nentina nanehoana sy nanentanana ny vahoaka teny rehetra teny,

Hetsiky ny zanak’i Dada Hangorom-potsy Antananarivo anio

Hamaky ny tohiny...

Kandidà 22 Mila mibaiko ny CENI ny HCC

13/10/2018

Tonga nametraka ny taratasy fitakiana hanitsiana ny lisi-pifidianana teny amin`ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana ireo mpikambana sasany ao anatin`ny firiasankina ny kandidà omaly tao aorian`ny fanambarana nataon`izy ireo.

Kandidà 22 Mila mibaiko ny CENI ny HCC

Hamaky ny tohiny...

Imbiky Herilaza ‘Mety holavin`ny HCC ny fangatahan`ireo kandidà 22”

13/10/2018

“Tsy azo ho raisina ny fitoriana na fangatahana nataon`ireo kandidà 22 teny amin`ny Fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana ary mety ho lavin`ny HCC izany satria ny lalàna efa mazava fa tapitra tamin`ny 15 mey ny fanokafana sy fanitsiana ny lisim-pifidianana” hoy Imbiky Herilaza, mpitsara.

Imbiky Herilaza ‘Mety holavin`ny HCC ny fangatahan`ireo kandidà 22”

Hamaky ny tohiny...

Tetikasa FANOA Hanetsika ny tanora hifidy

13/10/2018

Tanora miisa 2000 manerana ny faritra 22 no handray anjara amin’ny Fihaonambe nasionaly sy ny Diabe ho fandraisana andraikitra amin’ny fifidianana izay hotanterahana ny 16 sy 17 oktobra 2018 ho avy izao.

Tetikasa FANOA Hanetsika ny tanora hifidy

Hamaky ny tohiny...

Alain Mahavimbina “Tsy mpitsara intsony ny HCC fa lasa mpanapaka”

13/10/2018

Maro dia maro ny fangatahana sy fitoriana mipetraka eo anivon`ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana.

Alain Mahavimbina “Tsy mpitsara intsony ny HCC fa lasa mpanapaka”

Hamaky ny tohiny...

4 taona katroka no niverenan’i Dada Miandrandra azy ny Malagasy

13/10/2018

Efatra taona katroka rahampitso alahady 14 oktobra no nisehoan’i Marc Ravalomanana vahoaka voalohany taorian’ny fiverenany an-tanindrazana rehefa voatery nanao sesitany ny tenany tany Afrika Atsimo taorian’ny fanonganam-panjankana ny taona 2009.

4 taona katroka no niverenan’i Dada Miandrandra azy ny Malagasy

Hamaky ny tohiny...

Governemanta Ntsay Hisy minisitra maromaro hametra-pialana ?

13/10/2018

Araka ny loharanom-baovao voaray dia mikorontana tanteraka ny governemanta tarihan`ny praiminisitra Ntsay Christian. Miady ary sakay sy maso tanteraka ireo mpikambana ao amin`izao fotoana izao.

Governemanta Ntsay Hisy minisitra maromaro hametra-pialana ?

Hamaky ny tohiny...


Politique

Asam-panjakana Lasibatry ny politika maloto

13/04/2018

Isaky ny filankevitry ny minisitra no matetika hisian’ny fanesorana tompon’andraikitra ambony isan-karazany amina minisitera na sampandraharaham-panjakana lehibe eto amintsika.

Tena nanjaka io indrindra amin’izao fotoana akaiky fifidianana izao. Ekena ny fifandimbiasan-toerana saingy voahaja ve ny mason-tsivana tokony harahina amin’ireny ? Hatramin’ny teknisianina manokana mahafehy ny asa aza mantsy indraindray esorina sy soloina mba hampidirana mpanao politika. Anisan’ny fifanolanana niseho ny an’ny minisitry ny asam-panjakana sy ny lalàna sosialy sy ny mpiasam-panjakana ambony fa olona tsy mahafehy ny asa no hapetraka amina toerana tokony hiandraketan’ny teknisianina nahavita fianarana teny amin’ny sekoly ambony fiofanana ho mpiasam-panjakana.  Ampahan-javatra ihany ireny fa ny tena tanjona dia ny hampiasa ny fahefam-panjakana amina sehatra politika. Fahita sy fandre matetika ny hoe tsy maintsy manatrika ny famoriam-bahoaka ataon’ny HVM ny mpiasam-panjakana isan-tsokajiny. Sarotra ny hibaiko sy hifehy ary hanao fitaovana politika ireo tena teknisianina, ka toa mirona any amin’ny fametrahana ny olona heveriny fa azo atao izany ny mpitondra. Efa nanaovana fanadihadiana teto fa mihorohoro ny tompon’andraikitra ambony tsy HVM amin’izao fotoana ary efa mizotra mankany amin’izany ny fitondrana.

Toky R

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana